Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Takelaka ho an’ny mpitandrina Dr. Rakotoharintsifa Andrianjatovo, mpitandrina teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo nanomboka tamin’ny taona 1996 ary nodimandry tamin’ny 22 desambra 2009

Nandalo vetivety fa namela dindo maharitra ny mpitandrina Rakotoharintsifa

Fanokanana ho mpitandrina

MARTURIA VAVOLOMBELONA : Nandalo vetivety fa namela dindo maharitra ! Ny Talata 22 Desambra 2009 no nandao ny fanompoany tety an-tany Atoa RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo. Mpitandrina ny FJKM Ambavahadimitafo izy izao nodimandry izao. Mpampianatra ao amin’ny Fakiolte Teolojika Ambatonakanga ( Testamenta … Vakio

Ireo nisongadina tamin’ny niarahan’ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo sy ny FJKM Ambavahadimitafo

Rakotoharintsifa

Maro ireo zavatra nisongadina tamin’ny niarahan’ny fiangonana tamin’ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo : 1.    Fampianarana arahina fifanakalozan-kevitra isaky ny Alahady faha efatra amin’ny volana 2.    Fampianarana Soratra Masina isaky ny Alakamisy hariva 3.    Fampidirana ny Katekomena zokiny 4.    Fanovana ny toeran’ny … Vakio

Dinidinika ambany tafotrano niaraka tamin’i pasitera Rakotoharintsifa

rakotoharintsifa-andrianjat

Au nom des siens : Ce théologien conteste les liens de l’Eglise protestante avec le politique. Une attitude qui n’est pas sans risques. Pour lui, il s’agit pourtant de fidélité à l’Evangile. par Nathalie LEENHARDT Vakio

Ny làlana nizorany

past-tovo

Teraka tamin’ny 25 septambra 1963 tao Antananarivo Ray : RAZAFINTSIFA Henri Roger Reny : ANDRIAMANGA Oeline Rasoavelonoro Fianarana : •    EPP Antsahabe •    Kolejy Protestanta Rasalama •    1980 : Lycée Andohalo, Bacc A2 •    1981-1984 : Faculté des lettres, filière … Vakio

Ny fahazazany sy ny fahatanorany

001-1

Teny amin’ny hopitaly Soavinandriana izy no teraka tamin’ny 25 septambra 1963. Razafintsifa Henri Roger sy Andriamanga Oeline Rasoavelonoro no ray aman-dreniny ary izy no zanak’izy ireo lahimatoa. Samy mpiasam-panjakana izy ireo, ny rainy moa tao amin’ny Paositra, ary ny reniny … Vakio