-
Lahatsoratra farany
- Fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny fanokanana mpitandrina
- Ny fanasan’ny Tompo dia maneho fa manatrika antsika ny Tompo
- Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana
- Koa niara-nalevina taminy tamin’ny batisa ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Kristy tamin’ny maty tamin’ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin’ny fiainam-baovao
- Ary talanjona ny mino isan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina
Fanamarihana
- RAZANADRAKOTO Haritsima dans Toriteny 10 aprily 2011 : Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy
- ratefiarison tojo andriamahery dans Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra
- poussin dans Ary izy ireo naharitra tamin’ny fampianaran’ny Apostoly sy ny fiombonana sy ny famakiana ny mofo ary ny fivavahana
- Herve dans Fanazàvana momba ny atao hoe Fanokanana mpitandrina
- poussin dans Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an’i Jehovah izahay
Newsletter
Chargement...
Reportage, Interview
Fanazàvana momba ny atao hoe Fanokanana mpitandrina

Amin’ny Asabotsy 10 Septambra 2011 dia hotokanana ho mpitandrina ny mpitandrina Dr Rakotoniera Tantelinirina Christian Eric. Izany fanokanana izany dia hotanterahina eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, araka ny hetahetan’izy mivady, izay nankatoavin’ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo rahateo. Fanazavàna : Indro misy … Vakio
Kolokoloy ny fanambadiana fa tahaka ny voninkazo, raha tsy misy rano mamelona azy dia malazo

Ny mpivady izay eo anelanelan’ny 0 taona ka hatramin’ny 25 taona nivadiana dia antsoina hiofana ny 31 jolay 2011 tontolo andro Misy ny taratasy fenoina ho an’ireo izay haniry hanatrika izany izay azo alaina ao amin’ny trano fisainana. Zavatra omanina … Vakio
Nandalo vetivety fa namela dindo maharitra ny mpitandrina Rakotoharintsifa

MARTURIA VAVOLOMBELONA : Nandalo vetivety fa namela dindo maharitra ! Ny Talata 22 Desambra 2009 no nandao ny fanompoany tety an-tany Atoa RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo. Mpitandrina ny FJKM Ambavahadimitafo izy izao nodimandry izao. Mpampianatra ao amin’ny Fakiolte Teolojika Ambatonakanga ( Testamenta … Vakio
Ireo nisongadina tamin’ny niarahan’ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo sy ny FJKM Ambavahadimitafo

Maro ireo zavatra nisongadina tamin’ny niarahan’ny fiangonana tamin’ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo : 1. Fampianarana arahina fifanakalozan-kevitra isaky ny Alahady faha efatra amin’ny volana 2. Fampianarana Soratra Masina isaky ny Alakamisy hariva 3. Fampidirana ny Katekomena zokiny 4. Fanovana ny toeran’ny … Vakio
Dinidinika ambany tafotrano niaraka tamin’i pasitera Rakotoharintsifa

Au nom des siens : Ce théologien conteste les liens de l’Eglise protestante avec le politique. Une attitude qui n’est pas sans risques. Pour lui, il s’agit pourtant de fidélité à l’Evangile. par Nathalie LEENHARDT Vakio
