FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Fitondrana am-bavaka ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo miaraka amin'ny mpitandrina Rakotobe Rajaomanjato ny alarobia 18 novambra 2009

Publié le 18 novembre 2009 à 12:11

Ny fitondrantsika am-bavaka ny Mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo dia isan’andro amin’ny 8ora alina, sy ny alarobia hariva amin’ny 5ora sy sasany eto am-piangonana. Ny amin’ny alarobia 18 novambra 2009 dia ny Mpitandrina RAKOTOBE Rajaomanjato ao amin’ny FJKM Ambohipo no hitondra ny fotoana.

» Tohiny...

Fitondrana am-bavaka ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo miaraka amin'ny efatra tafo

Publié le 30 octobre 2009 à 12:10

Ny FJKM Faravohitra, FJKM Avaratr’Andohalo, FJKM Ambohitantely ary ny FJKM Ambavahadimitafo no hiombom-bavaka eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny Alahady 01 novambra 2009

» Tohiny...

Fotoam-bavaka ny Alatsinainy 12 Oktobra 2009 ho an'i pasitera Rakotoharintsifa

Publié le 12 octobre 2009 à 12:10

Fangataham-pitahiana ho amin’ny fandidiana (opération) atao ny Talata 13 Oktobra 2009

» Tohiny...

Hafatra mikasika ny fahasalaman'ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Publié le 08 octobre 2009 à 12:10

Hafatra avy amin’ny Filohan’ny fikambanan’ny Loholona sy diakona eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo noho ny tsy fahasalaman’ny mpitandrina

» Tohiny...

Efa mihatsara ny fahasalaman'ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Publié le 23 septembre 2009 à 12:09

Isaorana anie Andriamanitra fa efa mihatsara ny fahasalaman’ny ray aman-dreny Mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo. Isaorana isika tsirairay avy amin’ny vavaka izay ataontsika amin’izany ary entanina mba hanoy hatrany ny vavaka mba ahatongavany amin’ny fahasitrànana tanteraka, dia misaotra antsika izy mianakavy kely amin’izany fitrotroana am-bavaka izany.

» Tohiny...

Alahady 31 May 2009:Toritenin'ny mpitandrina Rakotoharintsifa noho ny Pentekosta

Publié le 02 juin 2009 à 12:06

"Ary noho izany dia mbola mampahatsiaro anao aho mba hamelomanao ny fanomezam-pahasoavana avy amin’Andriamanitra, izay ao anatinao tamin’ny fametrahako ny tanako. Fa tsy nomen’Andriamanitra fanahy osa isika fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena."

» Tohiny...

Interview Pasteur Rakotoharintsifa Andrianjatovo et M.Albert Huber (chargé de mission presse Cevaa)

Publié le 28 mai 2009 à 12:05

Théologien, Andrianjatovo Rakotoharintsifa enseigne le Nouveau Testament et la sociologie des religions à Antananarivo. Licence de Lettres, études du russe et doctorat en théologie l’ont conduit de la capitale malgache à Moscou, Lausanne et Göttingen. Resté pasteur de paroisse et très proche de son terroir, il porte un regard éclairé sur son île natale. Au

» Tohiny...

Tenin'ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo noho ny famaranana ny faha 10 taona sy fanokanana ny rihana

Publié le 27 mai 2009 à 12:05

« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy ; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko » IKor 15, 10. Jereo eto ny sary tamin’ny fanokanana

» Tohiny...

Nivoaka soamantsara ny hopitaly ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Publié le 06 mai 2009 à 12:05

Efa niara-nivavaka tamin’ny fiangonana tao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo tamin’ny Alahady 03 mey 2009

» Tohiny...

Tafaverina soa aman-tsara eto Madagasikara ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Publié le 07 avril 2009 à 12:04

Nanao tatitra momba ny diany tany am-pitandranomasina ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo

» Tohiny...