FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Ny AFFA na Asa Fitoriana ny Filazantsara ho an’ny Ankizy sy ny Zatovo dia mampivondrona ny tanora sy ny zatovo rehetra, indrindra ety amin’ny faritr’Ambavahadimitafo ety, ka mampianantra amin’izy ireo ny Tenin’Andriamanitra