FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Dorkasy

Lasa any Toamasina ny Dorkasy

Publié le 23 septembre 2009 à 07:09

Tsy eto an-toerana ny Dorkasy amin’izao alahady 20 Septambra 2009 izao fa manantanteraka ny fihaonam-be any Toamasina. Manana solon-tena maro isika lasa any amin’izany fihaonam-be izany.

» Tohiny...

Fivoriam-ben’ ny Dorkasy eny Mahazoarivo

Publié le 22 juillet 2007 à 07:07

Hanatanteraka ny fivoriam-be ny Dorkasy ny Asabotsy 21 Jolay 2007 eny amin’ny FJKM Mahazoarivo. Hantsoina ny Dorkasy mba hanomana vako-drazana hatao mandritra ny fihinanana.

» Tohiny...

Firaisan’ny Dorkasy Telo Trano

Publié le 13 mai 2007 à 07:05

Firaisan’ny Dorkasy Telo Trano Ambavahadimitafo, Ambohitantely, Avaratr’Andohalo Fanampiana : – Fiaraha-miombom-bavaka in-telo isan-taona – Fiaraha-mitsangatsangana – Fiarahana mihinana sakafo maivana – Fiarahana manefa ireo adidy maro samihafa – Faculté de Théologie Ambatonakanga – Faculté de Théologie Ivato Fampianarana – Sekoly Razafindrahety PROMOFEIM – Fampianarana mamaky teny sy manoratra eny amin’ny fonjan’Antanimora – Manao fandaharana ao

» Tohiny...