Manasa anao hanaraka ny antsan-kira notanterahin’ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo (AMA) tamin’ny 24 desambra 2020 : https://www.facebook.com/fbfjkmambavahadimitafo/videos/246852943614763 Manasa antsika hiara-hidera ny fahaterahan’ny Mpamonjy @ izany fotoana izany. « Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak’Olona manana fahefana ety ambonin’ny tany hamela heloka », Marka 2 : 10a
» Tohiny...Raki-tsarin’ny hira « Fahazavana » novokarin’ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo, tsangambaton’ny faha-40 taona niorenany
» Tohiny...Raki-kira faharoa novokarin’ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo ho tsangambaton’ny faha-40 taona niorenany. Manasa anao hihaino!
» Tohiny...Ho fankalazana izany fitsanganan’ny Tompo izany, indro averintsika eto ny hiran’ny AMA « Velona ny Tomponay »
» Tohiny...Manasa anao ry havana hiara-hiombona amin’izao antsam-panahy ampitain-davitra izao izay hiarahantsika amin’ny AMA, hafahan’ny tsirairay maneho indray « Fa Kristy no anton’ny ahavelomako, Fil 1: 21a »
» Tohiny...Asaina ny Tanora rehetra ny Sabotsy 16 Mey tolakandro manomboka amin’ny 03 ora eto am-piangonana hiara-hifanakalo hevitra manodidina ny lohahevitra hoe : »Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao » Ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) moa no mikarakara ny hetsika. Tongava maro ary aoka hifampitaona
» Tohiny...Ny Antoko Mpihira eto Ambavahadimitafo dia misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny fanokafana ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny AMA sy ny fanateram-bokatra izay notontosaina ny alahady 01 semptabra 2013. Maneho fisaorana ny mpitandrina Rakotoniera sy ny mpianakavin’ny finoana izay tonga nanotrona sy nanakalo vola ny vokatra. Ny AMA dia hanatateraka ny Fivoriam-be (AG)
» Tohiny...