FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

SAMPATI

Ny Sampana Manazava sy Tily eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo dia ny SAMPATI XIII. Mitaiza araka ny fomba skotisma ny mpikambana ao aminy izy ary araka ny fitaizana kristiana koa