Gazety natokana ho an’i pasitera Rakotoharintsifa Andrianjatovo

gazety manokana pasitera Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Namoaka laharana manokana natokana ho an’ny pasitera Rakotoharintsifa Andrianjatovo ny gazety Akon’Ambavahadimitafo.
Amidy amin’ny vidiny 5000Ar moa izany gazety izany ary azonao raisina eto am-piangonana na koa any amin’i Ramatoa Ranaivoson Faramalala.

Ny site web moa dia hamoaka ampahany amin’ireo lahatsoratra ireo hatramin’ny volana Aprily 2011. Anterina eto ny fisaorana an’i Ramatoa Fara, izay nanaiky am-pitiavana hiara-hiasa aminay amin’ny famoahana izany eto amin’ny site web.

Efa nivoaka ihany koa ny gazety Akon’Ambavahadimitafo laharana Novambra, Desambra ary Janoary izay azo jifaina eto am-piangonana.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*


*

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>