Ny zatovo sy ny tanora manoloana ny fanambadiana kristianina
Toy ny fanao isan – taona dia hanatanteraka fampianarana arahana adi – hevitra ny Sampana Fifohazana eto Ambavahadimitafo. Izany mitondra ny loha – hevitra hoe « Ny zatovo sy ny tanora manoloana ny fanambadiana kristianina ». Izany dia ho tanterahina ao amin’ny trano fiangoanana ihany ny alahady faha – 10 may 2015 manomboka amin’ny 14 h 30.
» Tohiny...