FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Diakona sy Loholona

Fiofanana Loholona sy Diakona : Vontosy filazantsara Madagasikara, Filazantsara manova ny tantara

Publié le 05 mars 2022 à 06:03

Ho antsika Loholona sy Diakona eto @ FJKM Ambavahadimitafo manokana ity fampitàna ny fiofànana iza natao teto am-piangonana ny Sabotsy 05 martsa 2022, izay nanasàna manokana ny mpitandrina Filohan’ny FJKM, Irako Andriamahazosoa Ammy hitondra ny fampianarana hoe « Vontosy filazantsara Madagasikara, Filazantsara manova ny tantara »

» Tohiny...

Maro amin’ireo mpitandrina no tsy mandray intsony ny fivelomana isam-bolana

Publié le 21 septembre 2020 à 08:09

Taratasy fangatahana fanohanana avy amin’ny fikambanan’ny Diakona sy Loholona, synodam-paritany antananarivo atsinana

» Tohiny...

Nitondra am-bavaka ny asa fanavaozana ny Akany ny FLD

Publié le 01 avril 2015 à 08:04

Mialohan’ny fiofanana ny 14/03/2015, dia nanokana fotoana ny Firaisan’ny Loholona sy Diakona mba hitondrana am-bavaka ny fizotry ny asa fanavaozana ny Akany Ralibera Daniel, izay tsangambaton’ny faha-150 taonan’ny fiangonana.

» Tohiny...

Lisitry ny Diakona voafidy hiasa ny taom-piasana 2012-2015

Publié le 06 mars 2012 à 06:03

Indro atolotra anao ireo Diakona voafidy hiasa mandritra ny taom-piasana 2012-2015 eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Natokana ho isaky ny Sokajy misy azy moa izy ireo, izay nomena anarana vaovao manokana nohon’ny maha-fikambanana Masina azy ireo. Sokajy voalohany : ANTSO Vavy : ANDRIANARIVELO    Chantal ANDRIANARIVELO    Ilonavalona MARIA    Alexandrine RAKOTOVAO    Eléonore Barivola RAKOTOVAO    Grimaud Rachel RALISON    Voahangy

» Tohiny...

Fivorian’ny Sokajy II ny 27-02-2010

Publié le 26 février 2010 à 07:02

Ny Loholona sy Diakona ao amin’ny sokajy faha2 dia hanantanteraka ny fanomànana sy ny fiofànana ny asa ny 28 sy ny 7 Martsa 2010 amin’ny asabotsy 27 Febroary 2010 manomboka amin’ny 11h eny an-tokantranon’i Atoa Randriamahazomanana Jacquis mivady eny Alasora, samy mitondra ny sakafo sahaza.

» Tohiny...

Fivorian’ny Sokajy III ny 20-02-2010

Publié le 19 février 2010 à 07:02

Antsoina ny Loholona sy Diakona sokajy faha-3 fa hanantanteraka fitokonana ny asabotsy 20 febroary 2010 ao amin’ny Tobin’ny Masera MAMRE Ambavahadimitafo. Iriana indrindra ny ahatongavantsika amin’ny 7h45 amin’izany.

» Tohiny...

Fivorian’ny Sokajy IV ny 30-01-2010

Publié le 27 janvier 2010 à 07:01

Ilazana ny Loholona sy Diakona Sokajy Faha-4 fa hisy fivoriana hatao ny Sabotsy 30 Jaonoary 2009 amin’ny 10 ora sasany maraina eny amin’ny tokantranon’i Razafimahefa Jacquie Ambohinambo Talatamaty. Samia itondra sakafo antoandro sahaza

» Tohiny...

Fivorian’ny Sokajy III ny 30-01-2010

Publié le 27 janvier 2010 à 07:01

Ilazana ny Loholona sy Diakona Sokajy faha-3 fa hanatanteraka fivoriana izy ireo ny Sabotsy 30 Janoary 2010 amin’ny 09 ora maraina. Izany dia hotanterahina eny amin’ny tokantranon’i Rahaga Ramaholimihaso mivady eny Ambatobe. Izany moa dia fivoriana ifampiarahabana sy fanomanana ny asa.

» Tohiny...

Fandaminan’asan’ny Diakona sy Loholona Sokajy faha-3

Publié le 12 novembre 2009 à 07:11

Ho an’ny loholona sy ny diakona ao main’ny sokajy fahatelo: hisy fivoriana fandaminan’asa sy fiomanam-panahy izay ho tanterahina ny asabotsy 14 Novambra 2009 ho avy izao manomboka amin’ny 9 ora ka hataramin’ny 11 ora sasany eto am-piangonana amin’io fotoana io no hanadihadiahan’i Pasitera Harry ny Matio 23

» Tohiny...