FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Vaomieran’ny fanisana

Fantatrao ve ny Vaomiera Fanisana?

Publié le 22 février 2009 à 02:02

Resadresaka nifanaovana tamin’i RAVELOSON Niriantsoa, mpandrindra sy mpanao sauvegarde ny fiche rehetra : Inona no ataon’ny Vaomiera fanisana isaky ny alahady eo an-tokontanim-piangonana? 1 . Mizara fiche de renseignements ho an’ny mpiangona ahafahan’ny Fitandremana manao recensement ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. 2. Mizara ny karatra adidy 2008-2011 ho an’ireo mpandray rehetra manatitra ny fiche.

» Tohiny...