FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Randrianarisoa Alain

Alahady fanokafana ny faha-25 taona nitandremana

Publié le 03 mai 2022 à 01:05

Alahady 02 mey 2022 hibanjinan’ny FJKM ny lohahevitra amin’ity volana ity manao hoe « Manavao ny Fanahy Masina« ; nanokafana ihany koa ny Jobily faha-25 taona nitandreman »ny mpitandrina Randrianarisoa Alain. Ny teny anorenana ny jobily dia ny Salamo 111 : 1b « Haleloia ! Hidera an’i Jehovah amin’ny foko rehatra aho ». Manasa antsika hiombona amin’izany fanompoam-pivavahana izany :

» Tohiny...

Fiomanana amin’ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa Alain

Publié le 05 octobre 2020 à 07:10

Toriteny nentin’ny mpitandrina RAKOTONDRABE Ndrianja avy amin’ ny teny fanevan’ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa Alain : « Koa mifandraisa hianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra », Romana 15:7

» Tohiny...

Fa Kristy no antony ahavelomako eo amin’ny asa fivelomako

Publié le 13 septembre 2020 à 03:09

Fampianarana nentin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain nandinihina ny lohahevitra hoe : « Fa Kristy no antony ahavelomako eo amin’ny asa fivelomako » ny alahady 13 septambra 2020.

» Tohiny...

Miasà amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra

Publié le 06 septembre 2020 à 06:09

Alahady 06 septambra 2020, alahady faha-13 manaraka ny trinite, hibanjinana ny lohahevitra manao hoe « Miasà amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra ». Ny Mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra.

» Tohiny...

Fa vonona aho tsy ny hafatotra ihany, fa ny ho faty any Jerosalema koa aza

Publié le 29 août 2020 à 08:08

Tao amin’ny Asan’ny Apostoly 21 : 10-14 no nakan’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra

» Tohiny...

Mifohaza, ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao

Publié le 22 août 2020 à 10:08

Ny tenin’Andriamanitra nangalana ny hafatra amintsika anio dia araka ny 1Mpanjaka 19 : 7 : Mifohaza, ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitory izany teny izany ny alahady 23 aogositra 2020

» Tohiny...

Mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay

Publié le 16 août 2020 à 07:08

Ny teny toriana amintsika anio alahady 16 aogositra dia araka ny Nehemia 3 : 33-38. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no mitondra ny hafatr’Andriamanitra

» Tohiny...

Jehovah anie hijery sy hamaly izao

Publié le 09 août 2020 à 07:08

Alahady 09 aogositra 2020, hitondrana am-bavaka ny komity fanorenana ny tsangambato martiora. Ny hafatr’Andriamanitra dia nalaina avy ao amin’ny 2Tantara 24:22

» Tohiny...

Alahady 12 Jolay 2020, fanompoam-pivavahana ampitain-davitra

Publié le 12 juillet 2020 à 09:07

Noho ny fihibohana hatrehintsika eto Analamanga ankehitriny dia tsy misokatra ny trano fiangonana. Manasa anao hiombona amin’izao fanompoam-pivavahana izao, izay hibanjinana ny lohahevitra hoe : « Ambarao ny fahafahana ao amin’ny Tompo » Azonao téléchargéna eto ny vidéo : https://drive.google.com/u/0/uc?id=1O0QpQAsRZsG1avjQ_uNU3B-WTcuBS4-6&export=download

» Tohiny...

Tompoko, mino aho

Publié le 05 juillet 2020 à 05:07

Fotoam-pivavahana alahady 5 Jolay 2020, fotoan-dehibe noho ny Fetim-bokatra eto @ FJKM Ambavahadimitafo. « Ambarao ny fanafahana ao amin’ny Tompo », izany indray no lohahevitra banjinina mandritra ity volana Jolay ity. Ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra nalaina tao amin’ny Jaona 9 : 30-38 : « 30 Ralehilahy namaly azy hoe: Mba mahagaga tokoa lahy izany!

» Tohiny...