FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fanangànana rihana

Vita tanteraka ny famerenana ny volan'ny rihana

Publié le 29 mai 2009 à 12:05

Inty no tatitra farany ataon’ny Komity faha 10 taona sy fananganana rihana momba ny teti-bolan’ny rihana

» Tohiny...

Fanokanana rihana 23 may 2009

Publié le 27 mai 2009 à 07:05
» Tohiny...

Tenin'i Randriamahazomanana Jacquis noho ny fanokanana ny rihana

Publié le 27 mai 2009 à 12:05

Teny fanolorana nataon’i RANDRIAMAHAZOMANANA Jacquis, Filohan’ny Komity faha 10 taona tamin’ny Fanokanana ny rihana sy famaranana ny fankalazana ny faha-10 taona nitandreman’ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo mivady teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...

Mbola mahatratra Ar 5 648 693 ny vola haverina amin'ny rihana (28/12/2008)

Publié le 20 mars 2009 à 12:03

Toe-bola tamin’ny Desambra 2008 : Ezaka Ar 5 648 693 no hiarahantsika manatanteraka dia vita tanteraka ny rihana!

» Tohiny...

Vokatra faradoboka ho an'ny Rihana natao rakitra manodidina ny alahady 01 marsa 2009

Publié le 13 mars 2009 à 12:03

Ar 6 217 370 no vokatra voaangona raha Ar 1 000 000 teo no tanjona!

» Tohiny...

Tatitra ara-bolan'ny rihana – 30 Novambra 2008

Publié le 06 décembre 2008 à 12:12

Famintinana ny toe-bolan’ny rihana ny 30 Novambra 2008

» Tohiny...

Misokatra ny trano fiangonana vaovao

Publié le 17 novembre 2008 à 12:11

Ny STK no niandraikitra ny fanisana ny olona tonga nivavaka tamin’ny alahady fanokafana indray ny trano nitarina – [alahady 06 mey 2007]

» Tohiny...

Sakafom-pifaliana teny amin'ny Le Capitole

Publié le 16 novembre 2008 à 12:11

Akon’ny sakafom-pifaliana, ezaka ho an’ny rihana; tatitra tsara ho fantatra

» Tohiny...

Te handray anjara amin'ny fanamboarana rihana ve ianao?

Publié le 16 novembre 2008 à 12:11

Hitanao eto ny toro-làlana raha toa ianao ka te handray anjara amin’ny fananganana ny rihana. Ankafizo ny sary!

» Tohiny...

Toe-bolan'ny rihana Avril 2008

Publié le 14 novembre 2008 à 12:11

Hitanao ato ny toe-bolan’ny rihana tamin’ny volana Avril 2008

» Tohiny...