Misy ny hafatra avy amin’ny FJKM Foibe manoloana ny Covid-19; fankalazana jobily samihafa an’ireo mpiasam-piangonana; vaovaon’ny sampana; fivoriana eto amin’ny faritra Avaratr’Andohalo…
» Tohiny...Am-pifaliana lehibe no hilazàna amintsika fa efa tratra 100% ny vola hividianana fanomezana ho an’ny mpitandrina, ary efa novidiana ny fanomezana… Araho ny fanentanan’ny Komity
» Tohiny...Ireo vaovao tsara ho fantatra momba ny fiangonana, ny sampana, vaomiera sy asa samihafa eto @ FJKM Ambavahadimitafo nambara t@ 01 novambra 2020
» Tohiny...» 13Ary aoka hisy tany voafaritrao any ivelan’ny toby ho fivoahanao; 15Fa Jehovah Andriamanitrao mandeha eo afovoan’ny tobinao hamonjy anao sy hanolotra ny fahavalonao eo anoloanao; ka dia ho masina ny tobinao, mba tsy hahita zavatra maloto eo aminao Izy ka tsy hiala aminao. », Deotoronomia 23 : 13, 15 Isaorantsika ny Tompo Andriamanitra fa niara-niasa tamin’ny
» Tohiny...Ilazàna isika fa miverina amin’ny mahazatra ny fotoam-pivavahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Amin’ny 9 ora no fidirana tokana manomboka amin’io alahady 11 oktobra 2020. Ilazàna koa isika fa amin’ny alahady 11 oktobra 2020 no hisokatra ka azo ampiasaina ny trano fidiovana, rehefa vita ny fanarenana azy taorian’ny fihotsahan’ny rarivato tamin’ny taona 2019 teo.
» Tohiny...Ireo adidy ara-bola samihafa eto amin’ny fiangonana : fanomezana ho an’ny varavarana fikojana fanànan’ny fiangonana fanarenana rarivato kitapom-bolan’ny komity fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa ny fahavitan’ny adidy amin’ny trano fidiovana narenina fanomezana dabilio ho an’ny Kolejy teolojika Ivato fampandehanan-draharaha Raha ampitahaina ny hatra sy vina 2020, dia 58%n’ny vina no vola niditra ho amin’ny vola niditra,
» Tohiny...Nanapa-kevitra ny FJKM Ambavahadimitafo fa hamerina ny fampianarana katekomena manomboka @ Alahady 20 septambra 2020 @ 8 ora maraina, rehefa nihato hatramin’ny volana martsa 2020 izany
» Tohiny...