-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
Fankalazana
Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
Amin’ny alahady 20 mai 2012 no hanokafana ny fankalazana ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo. Ny teny faneva noraisina dia ny ao amin’ny Salamo 90, 17 : “Ary aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan’ny … Vakio
Fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny fanokanana mpitandrina
Fifaliana ho anay mianakavy ny misaotra ny birao sy ny fitandremana ambavahadimitafo noho ny fahavitan’ny fanokanana anay ny Asabotsy 10 septambra 2011.
Consecration pastorale : mpitandrina Rakotoniera Tantelinirina Christian Eric

Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia hamafisina ny fiantsoan’Andriamanitra anay hanao ny asan’ny Mpitandrina ao amin’ny sahan’ny FJKM sy ny Fiombonan’ny Fiangonana Reforme Eran-tany ny 10 Septambra ho avy izao amin’ny 9 ora sy sasany maraina eto Ambavahadimitafo. Vakio
Alahadin’ny Zanaka am-pielezana amin’ny 23 janvier 2011
” Fa asany isika, voaforona tao amin’i Kristy Jesoa mba hanao asa tsara, izay namboarin’Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo Aminy ” (Ef. 2. 10) Ny Mpitandrina mivady sy ny fiangonana dia miantso ny zanany any am-pielezana sy ny mpianakavin’ny finoana … Vakio
Fiadanana ho anao amin’ity taona 2011 ity
Amin’izao taona vaovao izao, dia mirary ny fiadanan’ny Tompo ho ao aminao mpitsidika izao site web izao. Hitondra fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao anie ity taona 2011 ity. Ny ekipa web Salamo nataon’i Davida Manomeza an’i Jehovah, ry zanak’Andriamanitra, … Vakio
