Antsan-kira Advento – Sekoly Taninketsa : alahady 13 desambra 2020 maraina
Ireo zanatsika ao @ Sekoly Taninketsa dia hanatanteraka Antsan-kira Advento ao anatin’ny fanompoam-pivavahana maraina ny Alahady 13 desambra 2020. Hohirain’izy ireo amin’izany ireo hira manamarika antsika amin’izao vanim-potoana Noely izany. Koa manasa antsika hiomana amin’izany fotoana Noely fifaliana izany sahady Ny Sekoly Taninketsa moa dia ao anatin’ny fankalazana ny faha-10 taona, ary Antsan-kira Advento faha-10
» Tohiny...