Vaovao

Vaovao rehetra manodidina ny FJKM Ambavahadimitafo

Fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny fanokanana mpitandrina

Fifaliana ho anay mianakavy ny misaotra ny birao sy ny fitandremana ambavahadimitafo noho ny fahavitan’ny fanokanana anay ny Asabotsy 10 septambra 2011.

Consecration pastorale : mpitandrina Rakotoniera Tantelinirina Christian Eric

rakotoniera-mivady

Noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia hamafisina ny fiantsoan’Andriamanitra anay hanao ny asan’ny Mpitandrina ao amin’ny sahan’ny FJKM sy ny Fiombonan’ny Fiangonana Reforme Eran-tany ny 10 Septambra ho avy izao amin’ny 9 ora sy sasany maraina eto Ambavahadimitafo. Vakio

Fanazàvana momba ny atao hoe Fanokanana mpitandrina

past

Amin’ny Asabotsy 10 Septambra 2011 dia hotokanana ho mpitandrina ny mpitandrina Dr Rakotoniera Tantelinirina Christian Eric. Izany fanokanana izany dia hotanterahina eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, araka ny hetahetan’izy mivady, izay nankatoavin’ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo rahateo. Fanazavàna : Indro misy … Vakio

Kolokoloy ny fanambadiana fa tahaka ny voninkazo, raha tsy misy rano mamelona azy dia malazo

stockvault-flower123778

Ny mpivady izay eo anelanelan’ny 0 taona ka hatramin’ny 25 taona nivadiana dia antsoina hiofana ny 31 jolay 2011 tontolo andro Misy ny taratasy fenoina ho an’ireo izay haniry hanatrika izany izay azo alaina ao amin’ny trano fisainana. Zavatra omanina … Vakio

Fandaharana herinandro masina 2011

#content .fandaharana tr td { padding:6px; font-size:10px} Toy izao no fandaharam-potoana mandritra ny herinandro masina : Fotoana Perikopa Mitarika Mitory Mihira Alahady 17 aprily – 9 ora Jaona 11 : 40 Vaomieran’ny Aim-panahy Vaomieran’ny Aim-panahy Anotoko Mpihira Ambavahadimitafo Alatsinainy 18 … Vakio