FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

FKTZO

Nanolotra fanomezana ho an’ny Lolohan’ny Fiangonana ny Sampana Tanora Zokiny

Publié le 03 janvier 2011 à 09:01

Isaorantsika ny Sampana Tanora Zokiny  FJKM Ambavahadimitafo nikarakara sy nanolotra fanomezana ho fanampiana ireo lolohan’ny Fiangonana ny 23 Desambra 2010 nanomboka tamin’ny 9 ora maraina no nizarana izany tao amin’ny Akany Ralibera Daniel.

» Tohiny...

Fifampiarahabana taona 2010

Publié le 19 février 2010 à 08:02

Antsoina izy ireo sy izay maniry hanatevin-daharana ny fikambanana mba hanatrika ny fifampiarahabana izay atao ao amin’ny Akany ny asabotsy 27 Febroary 2010 amin’ny 15h. Hisy ny “échanges de cadeaux” sy ny fiarahabana ireo mpikambana feno 70 taona. Samy mitondra fanalàna hetaheta sy ny miaraka aminy isika, maniry ny fahatongavan’ny maro ary misaotra mialoha.

» Tohiny...

Ahoana no hiatrehan’ny fianakaviana kristiana ny fahasarotam-piainana misy amin’izao fotoana izao?

Publié le 29 juillet 2009 à 08:07

Famelabelaran-kevitra ataon’ny FKTZo ny Alahady 22 Jolay 2007 ao amin’ny Akany RALIBERA Daniel Ambavahadimitafo Ny FKTZo, dia hanatanteraka famelabelaran-kevitra ny ALAHADY 22 JOLAY 2007 ao amin’ny Akany RALIBERA Daniel Ambavahadimitafo. Ny Mpitandrina, RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo, no hamelabelatra ny loha-hevitra hoe : « Ahoana no hiatrehan’ny fianakaviana krstiana ny fahasarotam-piainana misy amin’izao fotoana izao ? ». Hisy ny fifanakalozana

» Tohiny...