Antsan-kira Zoma Masina – 07 aprily 2023
Ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo (AMA) dia mandefa ny tsiahy ho antsika mikasika ny antsan-kira ZOMA MASINA ny 07 aprily 2023 amin’ny 6 ora sy sasany hariva ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo.
Miavaka manokana tsy toy ny mahazatra ny fotoana satria amin’io koa no hanokafana ny fankalazana ny faha-45 taon’ny AMA. Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.
![](http://www.fjkm-ambavahadimitafo.info/wp-content/uploads/2023/03/IMG-20230322-WA0002-724x1024.jpg)