FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Youtube

Hark, AMA krismasy 2020

Publié le 25 décembre 2020 à 01:12
» Tohiny...

Ny marina hamololona

Publié le 30 novembre 2020 à 08:11

Horedonintsika amin’ny fifandraisan-tànana miaraka amin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hira « Ny marina hamololona ». Manasa anao hamerina izany hira izany ho voninahitr’Andriamanitra Hira noforonon’i Gilles Ramiarison

» Tohiny...


Moa ho vonana va re ?

Publié le 20 septembre 2020 à 04:09

Raki-kira voalohany novokarin’ny MIASAFIA (Midera an’Andriamanitr any Sampana Fifohazana Ambavahadimitafo)

» Tohiny...

« Fahazavana », tsangambaton’ny faha-40 taona

Publié le 20 septembre 2020 à 04:09

Raki-tsarin’ny hira « Fahazavana » novokarin’ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo, tsangambaton’ny faha-40 taona niorenany

» Tohiny...

« Jesoa mamiko », hiran’ny Sekoly Taninketsa

Publié le 20 septembre 2020 à 04:09

Anisan’ny raki-tsary voalohany novokarin’ny Sekoly Taninketsa eto @ FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...

Ny fiainako vavolombelon’ny fitsanganan’i Jesoa Kristy

Publié le 10 avril 2020 à 09:04

Manasa anao ry havana hiara-hiombona amin’izao antsam-panahy ampitain-davitra izao izay hiarahantsika amin’ny AMA, hafahan’ny tsirairay maneho indray « Fa Kristy no anton’ny ahavelomako, Fil 1: 21a »

» Tohiny...