Noely 2022 : Ny hatsarany
Atolotry ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo ny Sabotsy 24 desambra 2022 @ 06.30 ora hariva, antsan-kira Noely 2022 mitondra ny lohateny hoe « Ny hatsarany ». Manasa anao hiombona amin’izany fotoana izany eny @ FJKM Ambavahadimitafo.
![](http://www.fjkm-ambavahadimitafo.info/wp-content/uploads/2022/12/ama.jpg)
Mirary krismasy sambatra !