FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Famelabelarana

Konferansa momba ny tanora FJKM mandray andraikitra…

Publié le 17 juin 2023 à 03:06

Andeha hanaraka ny konferasana nitondra ny lohahevitra hoe : Tanora FJKM mandray andraikitra hahatontosa ny vina « Vontosy filazantsara ny nosy madagasikara, filazantsara hanova ny tantara ». Nokarakarain’ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo (AMA) ao anatin’ny fankalazany ny faha-45 taonany, ka notanterahina niaraka t@ mpitandrina Hubert RAKOTOARIVONY. Araho ary :

» Tohiny...

Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao

Publié le 11 mai 2015 à 11:05

Asaina ny Tanora rehetra ny Sabotsy 16 Mey tolakandro manomboka amin’ny 03 ora eto am-piangonana hiara-hifanakalo hevitra manodidina ny lohahevitra hoe : »Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao » Ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) moa no mikarakara ny hetsika. Tongava maro ary aoka hifampitaona

» Tohiny...