FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

AMA

Ndao hiara-hihira hoe : Velona ny Tomponay

Publié le 12 avril 2020 à 12:04

Ho fankalazana izany fitsanganan’ny Tompo izany, indro averintsika eto ny hiran’ny AMA « Velona ny Tomponay »

» Tohiny...

Ny fiainako vavolombelon’ny fitsanganan’i Jesoa Kristy

Publié le 10 avril 2020 à 09:04

Manasa anao ry havana hiara-hiombona amin’izao antsam-panahy ampitain-davitra izao izay hiarahantsika amin’ny AMA, hafahan’ny tsirairay maneho indray « Fa Kristy no anton’ny ahavelomako, Fil 1: 21a »

» Tohiny...

Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao

Publié le 11 mai 2015 à 11:05

Asaina ny Tanora rehetra ny Sabotsy 16 Mey tolakandro manomboka amin’ny 03 ora eto am-piangonana hiara-hifanakalo hevitra manodidina ny lohahevitra hoe : »Ny Tanora Kristiana sy ny Rehak’izao tontolo izao » Ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) moa no mikarakara ny hetsika. Tongava maro ary aoka hifampitaona

» Tohiny...

Nisokatra ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny AMA

Publié le 15 septembre 2013 à 06:09

Ny Antoko Mpihira eto Ambavahadimitafo dia misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny fanokafana ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny AMA sy ny fanateram-bokatra izay notontosaina ny alahady 01 semptabra 2013. Maneho fisaorana ny mpitandrina Rakotoniera sy ny mpianakavin’ny finoana izay tonga nanotrona sy nanakalo vola ny vokatra. Ny AMA dia hanatateraka ny Fivoriam-be (AG)

» Tohiny...

Paska 2011

Publié le 31 mai 2011 à 08:05
[nggallery id=12] » Tohiny...

AMA

Sary AMA zoma masina 2011

Publié le 31 mai 2011 à 08:05
[nggallery id=9] » Tohiny...

AMA

Assemblée Générale Antoko Mpihira Ambavahadimitafo 21 febroary 2010

Publié le 19 février 2010 à 08:02

Ny Assemblée Générale ho an’ny AMA (Antoko Mpihira Ambavahadimitafo) dia hotanterahina ny Alahady 21 Febroary 2010 ao amin’ny Akany Ralibera Daniel. Asaina am-pitiavana ihany koa izay maniry hiditra ao amin’ny sampana ho tonga amin’io fotoana io. Samy mitondra tsakitsaky sy zava-pisotro ny mpikambana amin’izany.

» Tohiny...

AMA

Toriteny an-kira ataon’ny AMA ny Alahady 31 Janoary 2010

Publié le 27 janvier 2010 à 08:01

Ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo dia hanatanteraka toriteny an-kira amin’ny alahady 31 Janoary 2010, izay solon’ny antsam-piderana nokasaina hotanterahina ny Krismasy 2009 teo ka tsy tanteraka noho ny antony iaraha-mahafantatra. Ny hevi-dehibe izay nitondran’ny Antoko Mpihira izany dia Fiderana. Midera satria : – nahavita ny taona 2009 – na dia teo aza ireo fitsapana nolalovan’ny tsirairay,

» Tohiny...

AMA

Miara-mivavaka ao amin’ny MAMRE ny AMA isaky ny asabotsy fahatelo

Publié le 18 novembre 2009 à 08:11

Entanina hatrany ny mpikambana hamonjy ny fianaran-kira isaky ny asabotsy amin’ny 14h30 sy alahady amin’ny 15h. Eo ihany koa ny fiaraha-mivavaka fanao isaky ny asabotsy faha-telon’ny volana ao amin’ny MAMRE amin’ny 8h30. Ireo rehetra te-hiditra ho mpikambana dia raisina am-pitiavana amin’ny fanompoana ny Tompo

» Tohiny...

AMA

Famaranana ny fankalazana ny faha-30 taonan’ny AMA

Publié le 09 septembre 2009 à 08:09

Anehoana ny fisaorana an’Andriamanitra sy ny fiangonana ny fahatontosàna ny fampisehoana mivelatra natao atao amin’ny Akany Ralibera Daniel tamin’ny 29 sy 30 Aogositra 2009. Ankalazaina ihany koa ny Tompo fa tanteraka soamantsara ny Concert Gospel tamin’ny 4 Septambra 2009 tao amin’ny Carlton. Ankasitrahana ny fanohanana nataonareo tamin’ny hetsika rehetra nankalazàna ny faha 30 taona nisian’ny

» Tohiny...