FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Album audio : Raiso ny fahazavana

AMA

Album audio : Raiso ny fahazavana

Publié le 21 mai 2020 à 03:05

« Hihira ho an’i Jehovah aho raha mbola velona koa; hankalaza an’Andriamanitra aho raha mbola miaina« , Salamo 104:33

Fahazavana

Tsangambaton'ny faha-40 taonaJuillet 2019














Isaorana Andriamanitra Tsitoha, satria noho ny fitiavany dia tontosa ity tsangambaton’ny faha 40 taoan’ny Antoko Mpihira Ambavahadlimitafo (AMA) ity, asany, natolony ho tanterahana! Mankasitraka erampo erantsaina ireo komity faha-40 taona sy ny mpikambana AMA manontolo miara-mibanina ny VoninahitrAndriamanitra!

ANDRIANARIVELO Havisoa Chantal , Filohan’ny AMA

Hitondra fiadanam po sy fifaliana ho anao anie ny fihainoana azy , ary ampitombo sy ampltoetra bebe kokoa hatrany ny finoanao.

« Koa amin’ izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva @ asan’ny Tompo, satria fantatratreo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo. » I Kor 15:58

Feo Voalohany (Soprano) :

ANDRIAMANJATO Miora
ANDRIAMAROANDRAINA Mihaja
ANDRIAMAROANDRAINA Rjah
ANDRIANOELINA Hasina
NIVOARIMALALA Miora
RABE Nancy
RAHELIARISOA Lalaina
RAKOTOANOSY Anja
RAKOTOMANANA Koloina
RAKOTONDRANIBE Harimino
RAKOTONAINA Méline
RAMANAMPIARO Miantsa
RAMAROSANDRATANA Navalona
RATEFINJANAHARY Ravakiniaina
RAVELOJAONA Antsamalala
RAVELOSON Mariska
RAZAFIMBELO Lalaina
RAZAFINDRAKOTO Zoarinirina Mirana
RAZAFINDRAMANANA Eugénie
STROBEL Mirjam

Feo Faharoa (Alto) :

ANDRIANARIVELO Havisoa Chantal
ANDRIANARIVELO Ilo
ANDRIANAVALONA Nadine
RABETRANO Fanja Nirina
RAKOTO ANDRIAMPARANY RAMANANTSOA Riana S.
RAKOTOBE Fali
RAMANGALAHY Aina
RAMINOSOA Hariniony
RAZAFIMBELO Sandy
RIANANALA TSIVERIZO MALO

Feo fahatelo (Tenor) :

ANDRIANOELINA ZO
ANDRIARIMALALA Hery
HARISON Rado Patrick
JOANARISON Arthur
RAHARIVONIMBELO Toky
RAKOTONIANA Rija
RAMANGALAHY Ranto
RANDRIA Ando Ambinintsoa
RAZAFINDRAKOTO Jesh
RAZAFINDRAMANANA Tojo

Feo Fahefatra (Baryton) :

ANDRIANARIVELO Aivo
ANDRIANARIVELO Jonatana
ANDRIANARIVELO Toavina
ANDRIANIRNA Dera
RAHARIVONIMBELO Rova
RAKOTOARIVELO Serge
RAKOTOBE Nantenaina
RAVELOMANANTSOA Andy
RAZAFIMBELO Rija
RAZAKABOAY Solofo

Mpitendry (musiciens) :

RASOLOFOMALALA Andry Nirina, clavier
RAVELOSON Hery Nandrianina, clavier
Yoann DEGUILLHAUME, guitare
Coralie DEGUILLHAUME, flute traversière
RAKOTOSOLOFO Mino Lalao, guitare
ANDRIANIZAHANA Simon, guitare

« Miampy hery eny am-pandehanana izy. » Sal 84:7a


Lire aussi

18/08/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Aoka isika hanadio ny tenantsika ho afaka amin’ny fahalotoana rehetra

Alahady 18 aogositra 2024, ibanjinana ny lohahevitra hoe « Manamasina ny tenany ny Mpino« . Ny mpitandrina miza-draharaha Andriamifidy Miora no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny IIKor 6;11 – 7;1  » 11Ry Korintiana, ny vavanay misokatra aminareo, ny fonay malalaka. 12Tsy tery aminay ianareo, fa tery ao am-ponareo ihany. 13Ary mba ho valiny toraka izany (izaho miteny toy ny

11/08/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ny fahatahorana an’Andriamanitra no ambonin’ny zava-drehetra

Alahady 11 aogositra 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manamasina ny tenany ny Mpino », ka nitondran’ny mpitandrina miza-draharaha Andriamifidy Miora no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Lioka 12;4-7  » Ary lazaiko aminareo sakaizako hoe: Aza matahotra izay mamono ny tena, nefa nony afaka izany, dia tsy mahay manao mihoatra noho izany. 5Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo:

04/08/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ho masina ianareo, satria masina Aho

Alahady 04 aogositra 2024, andinihina lohahevitra vaovao indray manao hoe « Manamasina ny tenany ny Mpino ».  Ny Mpitandrina Andriamifidy Miora no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny IPetera 1;13-16  « 13Koa amin’izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ny hisehoan’i Jesosy Kristy; 14tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra tena

28/07/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ny olona miara-mandeha amin’ny Tompo dia tsara mpitarika ary tsy manan-tahotra

Alahady 28 Jolay 2024, andinihina farany ny lohahevitra hoe « Miaraha mandeha amin’ny Tompo Andriamanitrao ». Ny mpitandrina Rakototsihoaranambololona Domoina, mpitandrina FJKM Miadanimerina, fiangonana miara-mandroso @ FJKM Ambavahadimitafo. no nitory ny tenin’Andriamanitra araka ny Deotoronomia 34;1-8  » 1Dia niakatra niala teo Arbota-moaba Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo, ao an-tampon’i Pisga, izay tandrifin’i Jeriko. Ary nasehon’i Jehovah azy

14/07/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina, dia nalevina, ary natsangana tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina

Alahady 14 jolay 2024, ibanjinana ny lohahevitra hoe « Miaraha mandeha amin’ny Tompo Andriamanitrao », iombonan’ny Sampana Tanora Kristiana manerana ny FKJM. Ny mpitandrina Andriamifidy Miora no nitory ny tenin’Andriamanitra araka ny II Kor 15;1-11 1Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo, 2izay amonjena anareo koa, raha tananareo tsara araka izay

07/07/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Miaraha mandeha amin’ny Tomponao fa omeny fahefana manokana ianao

Alahady 07 Jolay 2024, iombonana amin’ny sampana Vondrona Fototra Laika – FJKM, andinihina ny lohahevitra hoe « Miaraha mandeha amin’ny Tompo Andriamanitrao ». Ny mpitandrina Raharivololona Sahondra no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Apokalipsy 20;1-6 « 1Ary hitako fa, indro, nisy anjely nidina avy tany an-danitra, nanana ny fanalahidin’ny lavaka tsy hita noanoa sy gadra lehibe eny

07/07/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahadin’ny Fetim-bokatra 2024

Alahady 07 Jolay 2024, alahadin’ny Fetim-bokatra eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, andinihina lohahevitra vaovao manao hoe « Miaraha mandeha amin’ny Tompo« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 8 : 12 « Ary Jesosy niteny tamin’ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan’izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin’ny maizina,

30/06/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Miaro ny olony tsy ho lavo ny Tompo

Alahady 30 jona 2024, ibanjinana farany ny lohahevitra hoe « Miaro ny olony ny Tompo », ka nitondran’ny mpitandrina Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Joda 24-25 24Ary ho an’izay maharo anareo mba tsy ho tafintohina, ary hametraka anareo tsy hanan-tsiny eo anoloan’ny voninahiny amin’ny firavoravoana, 25ho an’Andriamanitra tokana, Mpamonjy antsika, amin’ny alalan i Jesosy Kristy Tompontsika anie,

23/06/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahadin’ny Vokovoko manga 2024

Akahady 23 jona 2024, alahadin’ny sampana Vokovoko manga manerana ny FJKM, iarahabana sy itondrana am-bavaka ireo Zokiolona, mbola ibanjinana ny lohahevitra hoe « Miaro ny olony ny Tompo« . Ny mpitandrina Rakotomanana Herintsoa Tahiry no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Lioka 21; 34-36 sy ITesaloniana 6; 4-11 34Ary mitandrema, fandrao ny fonareo hovesaran’ny vokatry ny fisotroan-toaka sy

16/06/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady fetin’ny Ray 2024

Alahady 16 Jona 2024, fetin’ny Ray, ivon’ny Jobily faha-75 taona ny Sampana Mpanazava sy Tily (SAMPATI), mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Miaro ny olony ny Tompo ». Alahady nitondran’ny mpitandrina Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Matio 5; 16  » Aoka hazava eo imason’ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo