-
Lahatsoratra farany
- Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Fanokafana ny Jobily faha-150 taona
- Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?
- Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
- Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Fanamarihana
- robena dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Jean Raveloarison dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- Nadine ANDRIANAVALONA dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- RAKOTO dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
- rabemananjara dans Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina
Newsletter
Chargement...
Toriteny
Mandringana sy mandevina ny ratsy Andriamanitra
Toriteny nentin’i pasitera Monia (mpitandrina miza-draharaha eto amin’ny fiangonana) tamin’ny 09 oktobra 2011. Tao amin’ny Genesisy 7 :1-12 no nangalana ny hafatr’Andriamanitra tamin’izany : “Ary hoy Jehovah tamin’i Noa: Midira ao anatin’ny sambo-fiara ianao mbamin’ny ankohonanao rehetra, satria ianao no … Vakio
Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan’ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy
Toriteny nentin’ny mpitandrina Rakotoniera Eric tamin’ny alahady 04 marsa 2012, alahady hibanjinana ny karemy na ny fandinihan-tena manoloana ny fijalian’ny Tompo ary hikatsahantsika ny sitrapon’Andriamanitra izay omeny antsika. Lohahevitra vaovao no omena ny FJKM amin’ity volana ity : Mahaefa ny zavatra rehetra ny Tompo. Vakio
Hitory ny Anaranao amin’ny rahalahiko aho
Alahady Karemy voalohany, 26 febroary 2012, fanokanana ny Sampana Tanora Kristiana (STK) eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo sy ny fanamiana Ny teny nofidian’ny STK hanankinana ny hafatra dia ny Salamo faha-22; 22 : “Hitory ny Anaranao amin’ny rahalahiko aho” 1) Nahoana … Vakio
Ny tenin’Andriamanitra dia mahay mitsara ny eritreritra amam-pisainan’ny fon’ny olona
Toriteny alahady 19 febroary 2012 nentin’ny mpitandrina miza-draharaha eto amin’ny fiangonana. Lohahevitra Febroary 2012 : Mahita ny zavatra rehetra ny Tompo Ny Hebreo 4:12,13 no nangalana ny hafatr’Andriamanitra tamin’izany : “Fa velona sy mahery ny tenin’Andriamanitra ka maranitra noho ny … Vakio
Ny fanasan’ny Tompo dia maneho fa manatrika antsika ny Tompo
Toriteny tamin’ny alahady 20 Novambra 2011.
