FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fanadihadiana

Ireo nisongadina tamin’ny niarahan’ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo sy ny FJKM Ambavahadimitafo

Publié le 30 mars 2011 à 01:03

Maro ireo zavatra nisongadina tamin’ny niarahan’ny fiangonana tamin’ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo : 1.    Fampianarana arahina fifanakalozan-kevitra isaky ny Alahady faha efatra amin’ny volana 2.    Fampianarana Soratra Masina isaky ny Alakamisy hariva 3.    Fampidirana ny Katekomena zokiny 4.    Fanovana ny toeran’ny polipitra fitorian-teny ho eo afovoany, mba hahazoan’ny mpitoriteny manatrika ny vahoaka rehetra 5.    Fanovana ny

» Tohiny...

Dinidinika ambany tafotrano niaraka tamin’i pasitera Rakotoharintsifa

Publié le 21 février 2011 à 11:02

Au nom des siens : Ce théologien conteste les liens de l’Eglise protestante avec le politique. Une attitude qui n’est pas sans risques. Pour lui, il s’agit pourtant de fidélité à l’Evangile. par Nathalie LEENHARDT

» Tohiny...

Ny làlana nizorany

Publié le 13 février 2011 à 11:02

Teraka tamin’ny 25 septambra 1963 tao Antananarivo Ray : RAZAFINTSIFA Henri Roger Reny : ANDRIAMANGA Oeline Rasoavelonoro Fianarana : •    EPP Antsahabe •    Kolejy Protestanta Rasalama •    1980 : Lycée Andohalo, Bacc A2 •    1981-1984 : Faculté des lettres, filière Russe, Université Ankatso : Licence ès lettres •    1985: Institut Pouchkine, Moscou •    1981-1988 :

» Tohiny...

Ny fahazazany sy ny fahatanorany

Publié le 06 février 2011 à 05:02

Teny amin’ny hopitaly Soavinandriana izy no teraka tamin’ny 25 septambra 1963. Razafintsifa Henri Roger sy Andriamanga Oeline Rasoavelonoro no ray aman-dreniny ary izy no zanak’izy ireo lahimatoa. Samy mpiasam-panjakana izy ireo, ny rainy moa tao amin’ny Paositra, ary ny reniny tao amin’ny Fitsarana. Teny Ankorahotra no tanana nonenan’ny fianakaviany tamin’ny fahazazany.  Tao amin’ny sekoly tsy

» Tohiny...

Ny Antoko Mpihira Zokiny eto amin’ny fiangonana

Publié le 03 janvier 2011 à 09:01

Nifanojo indrindra tamin’ny fanirianay ny mba hananan’ny Fiangonana Ambavahadimitafo Antoko Mpihira Zokiny ny fanirian’ny olon-dehibe vitsivitsy teto amin’ny Fiangonana ka nahafahana nampijoro (tsy mbola voatokana tsy akory) ny Antoko Mpihira Zokiny. Nihira voalohany tamin’ny 25 desambra 2010 izy ireo ka nipetraka eo amin’ny ilany andrefana (mahatratra 48 ny Mpihira hatreto) ary nanao fanamiana iraisana. Ny

» Tohiny...

Interview Pasteur Rakotoharintsifa Andrianjatovo et M.Albert Huber (chargé de mission presse Cevaa)

Publié le 28 mai 2009 à 12:05

Théologien, Andrianjatovo Rakotoharintsifa enseigne le Nouveau Testament et la sociologie des religions à Antananarivo. Licence de Lettres, études du russe et doctorat en théologie l’ont conduit de la capitale malgache à Moscou, Lausanne et Göttingen. Resté pasteur de paroisse et très proche de son terroir, il porte un regard éclairé sur son île natale. Au

» Tohiny...

Recyclage pastorale 2007

Publié le 16 novembre 2008 à 12:11

Hampiofana any amin’ny Synodamparitany "Vavahadin’ny Filazantsara" – Toamasina ny mpitandrina Rakotoharintsifa

» Tohiny...

Nahavita ny fanazaran’asa i Pasitera RAKOTOMANANA Herintsoa Tahiry

Publié le 16 novembre 2008 à 12:11

RAKOTOMANANA Herintsoa Tahiry dia mpitandrina mpihana-draharaha teto amin’ny fiangonana

» Tohiny...

Ireo andrarezin’ny fiangonana protestanta malagasy

Publié le 14 novembre 2008 à 12:11

Ao an-tsaina avy hatrany ireo Mpitandrina telo Rabary, Ravelojaona, Razafimahefa

» Tohiny...

Fantaro ny FJKM

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Fampahafantarana entin’ny mpitandrina RADIMISAON Jonah,Tonian’ny Departemantan’ny Fiangonana

» Tohiny...