FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fanadihadiana

Mpitandrina miza-draharaha vaovao : Ramatoa Andrianavalona Sitraka

Publié le 15 septembre 2013 à 07:09

Ny Faculté de Théologie Ambatonakanga dia nanolotra an-dRamatoa Andrianavalona Sitraka hanao fizaran’asa eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, manomboka ny 01 septambra ka hatramin’ny 08 aogositra 2013. Efa notolorana ny Délégation pastorale izy ka afaka manao ny asa pastoraly rehetra. Izy dia mpitandrina vehivavy, zanaky ny fiangonana FJKM Falihary Finoana, monina ao amin’ny Seminera Ambavahadimitafo. Tsy mbola

» Tohiny...

Synoda lehibe FJKM any Manakara – aogositra 2012

Publié le 20 août 2012 à 08:08

Notanterahina any Manakara ny Synoda Leiben’ny FJKM faha-17. Hisy ny fampianarana samihafa avy amin’ny Soratra Masina mialohan’ny hirosoana amin’ny fifidianana ny Birao sy ny programa samihafa ho an’ny efa-taona manaraka

» Tohiny...

Akon’ny fetim-bokatra 2012 teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo

Publié le 16 juillet 2012 à 07:07

« Tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo », I Kor 15/58 (b) Noho ny Fahasoavan’Andriamanitra dia tanteraka tamin’ny Alahady 1 jolay teo ny Fetim-bokatra 2012. Koa fisaorana no atolotra an’Ilay mahefa ny zavatra rehetra. Isaorana koa ny Fiangonana sy ireo zanaka am-pielezana ary ireo sampana sy mpandray anjara rehetra. Ny vokatra tratra dia

» Tohiny...

Tsiahy vetivety an’ny FJKM Ambavahadimitafo

Publié le 21 juin 2012 à 06:06

1863 – 2013: 150 taona no nanorenana ny Fiangonana Ankadibevava-Ambavahadimitafo, ary ho feno 150 taona koa no nitokanana azy. Tsiahy fohy ny amin’ny nidiran’ny fivavahana kristiana, ireo vanim-potoana nanamarika, ireo mpitandrina nifandimby, ny trano fiangonana, ny maha reny fiangonana an’Ambavahadimitafo, ny fetim-bokatra, ny fanokanana ary ny sehatry ny fitaizana

» Tohiny...

Nosokafana tamin’ny 20 mey 2012 ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo

Publié le 12 juin 2012 à 08:06

1863 – 2013 . Hatratra ny 150 taona niorenany ny Fiangonana Ambavahadimitafo. Haharitra erintaona ny fankalazana izany: natomboka ny 20 mey 2012 ary hitohy mandritra ny taona 2013.

» Tohiny...

Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina

Publié le 14 mai 2012 à 07:05

Toy izao ny vokatry ny fanehoan-kevitra amin’ny fandraisan-tanana ny Pastera RAKOTONIERA Eric natao ny alahady 13 mai 2012 tao amin’ny fitandremana FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...

Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?

Publié le 11 mai 2012 à 09:05

Amin’ny Alahady 13 mey 2012 izao, ao aorian’ny fanompoam-pivavahana no hotanterahina eto amin’ny fiangonana ny fanehoan-kevitra mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Rakotoniera Cristian Eric. Ny fanontaniana hapetraka amin’izany moa dia ny hoe : Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo? Araka ny fitsipiky ny FJKM moa dia latsa-bato miafina no

» Tohiny...

Fanazàvana momba ny atao hoe Fanokanana mpitandrina

Publié le 17 août 2011 à 09:08

Amin’ny Asabotsy 10 Septambra 2011 dia hotokanana ho mpitandrina ny mpitandrina Dr Rakotoniera Tantelinirina Christian Eric. Izany fanokanana izany dia hotanterahina eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, araka ny hetahetan’izy mivady, izay nankatoavin’ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo rahateo. Fanazavàna : Indro misy fanazavana fohy nentin’ny mpitandrina Rakotoniera mikasika izany atao hoe « Fanokanana mpitandrina » izany : Rehefa mahavita

» Tohiny...

Kolokoloy ny fanambadiana fa tahaka ny voninkazo, raha tsy misy rano mamelona azy dia malazo

Publié le 18 juillet 2011 à 01:07

Ny mpivady izay eo anelanelan’ny 0 taona ka hatramin’ny 25 taona nivadiana dia antsoina hiofana ny 31 jolay 2011 tontolo andro Misy ny taratasy fenoina ho an’ireo izay haniry hanatrika izany izay azo alaina ao amin’ny trano fisainana. Zavatra omanina : – 10000Ar (ao anatin’io ny saran-dàlana, sakafo mafana) – sakafo entinao avy any an-trano

» Tohiny...

Nandalo vetivety fa namela dindo maharitra ny mpitandrina Rakotoharintsifa

Publié le 12 avril 2011 à 09:04

MARTURIA VAVOLOMBELONA : Nandalo vetivety fa namela dindo maharitra ! Ny Talata 22 Desambra 2009 no nandao ny fanompoany tety an-tany Atoa RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo. Mpitandrina ny FJKM Ambavahadimitafo izy izao nodimandry izao. Mpampianatra ao amin’ny Fakiolte Teolojika Ambatonakanga ( Testamenta Vaovao), sady Mpampianatra Sosiolojia momba ny Fivavahana eny amin’ny Oniversity Antananarivo. Ndriana no niantsoan’ny fianakaviany

» Tohiny...