FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Vaovaom-piangonana

Efa vita ny rary vato sy ny fanavaozana ny lalan-drano rehetra

Publié le 15 septembre 2013 à 05:09

Mandroso tokoa ny asa fanavaozana ny Akany Ralibera Daniel, izay nosafidian’ny fiangonana ho tsangambaton-ny faha-150taonany ka isaorana ny Tompo izany. Efa vita ny fanavaozana ny rary vato sy ny fanavaozana ny lalan-drano rehetra amin’izao fotoana izao, ka mankasitraka ny kristianina rehetra izay nanohana ny hezaka, kanefa mbola mitohy hatrany ny fandraisana ny ezaka avy amintsika

» Tohiny...

Lohahevitry ny Krismasy 2012 sy Taona vaovao 2013

Publié le 14 septembre 2012 à 08:09

Ho fampahafantarana ny rehetra dia aompana amin’ny lohahevitra hoe « Ny fahasoavana » araka ny Salamo 90: 17 ny fankalazana ny Krismasy 2012 sy ny Taona Vaovao 2013. Ary ny fifandimbiasan’ireo dia ny fetin’ny Reveillon amin’ny farany sy fiandohan’ny taona.

» Tohiny...

Fotoam-pialantsasatry ny Mpitandrina – septambra 2012

Publié le 14 septembre 2012 à 08:09

Ny mpitandrina Rakotoniera Eric dia ao anatin’ny fotoam-pialantsasatra mandritra ny volana Septambra. Ny fiverenany miasa dia ny Alatsinainy 01 Oktobra. Ny fandraisan’olona dia ny alarobia 03 Oktobra maraina na koa azo antsoina mialoha izy araka ny laharan-tariby mahazatra. Ny raharaha rehetra mandritra io iray volana io dia ny Biraon’ny Fitandremana no mandamina izany. Aoka hanatona

» Tohiny...

Fanazavana voalohany ny Teny Faneva faha-150 taona

Publié le 25 juillet 2012 à 09:07

Indro entina eto ny fanazavana ny teny fanevan’ny fankalazana ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo. Natao indrindra izany ho toro-làlana ho an’ireo izay nomen’Andriamanitra talenta amin’ny famoronana ny hira faneva sy ny logo.

» Tohiny...

Fotoam-bavaka ho an’ireo mpanala fanadinana

Publié le 17 juillet 2012 à 09:07

Ny sampana Fifohazana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo dia mikarakara fotoam-bavaka manokana ny alahady 22 jolay 2012 izao, manomboka amin’ny 3ora hariva, natokana indrindra ho an’ireo zanatsika mpanala fanadinana rehetra. Hisy ny asa fampaherezana mandritra izany fotoana izany. Koa manasa antsika tsy an-kanavaka hanatrika izany fotoana manokana izany ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany ary ho fitahiana ho

» Tohiny...

Mitady Sekretera – Mpitahiry Vakoka ny FJKM Ambavahadimitafo

Publié le 03 juin 2012 à 09:06

FIANGONANA FJKM  AMBAVAHADIMITAFO ASA SY TOETOETRY NY OLONA TADIAVINA: Asa    :             Sekretera – Mpitahiry Vakoka (Secrétaire  Archiviste) Fahaizana :             Bac + 2  Taranja « Secrétariat » Toerana hiasana     :     Fiangonana FJKM Ambavahadimitafo Hai-tao          :         2 hatramin’ny 3 taona Obligation morale :         Mpandray ny Fanasan’ny

» Tohiny...

Offre d’emploi : Secrétaire Archiviste

Publié le 03 juin 2012 à 09:06

PAROISSE FJKM AMBAVAHADIMITAFO PROFIL DU POSTE : Poste à pourvoir : Secrétaire Archiviste Niveau académique : Bac + 2 formation en secrétariat Lieu de travail : Paroisse FJKM Ambavahadimitafo Expériences : 2 à 3 ans Obligation morale : Baptisé(e) et confirmé(e) FJKM ATTRIBUTIONS PRINCIPALES : SECRETAIRE DE LA PAROISSE 1- Travaux de secrétariat de la

» Tohiny...

Vokatry ny fanehoan-kevitra tamin’ny 13 mai 2012 mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina

Publié le 14 mai 2012 à 07:05

Toy izao ny vokatry ny fanehoan-kevitra amin’ny fandraisan-tanana ny Pastera RAKOTONIERA Eric natao ny alahady 13 mai 2012 tao amin’ny fitandremana FJKM Ambavahadimitafo

» Tohiny...

Fanokafana ny Jobily faha-150 taona

Publié le 14 mai 2012 à 07:05

Amin’ny alahady 20 mai 2012 no hanokafana ny fankalazana ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo. Ny teny faneva noraisina dia ny ao amin’ny Salamo 90, 17 : « Ary aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan’ny tànanay; Eny, ny asan’ny tànanay, ampitoero izy.  » Koa manasa ny rehetra ho tonga maro

» Tohiny...

Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo?

Publié le 11 mai 2012 à 09:05

Amin’ny Alahady 13 mey 2012 izao, ao aorian’ny fanompoam-pivavahana no hotanterahina eto amin’ny fiangonana ny fanehoan-kevitra mikasika ny fandraisan-tànana ny mpitandrina Rakotoniera Cristian Eric. Ny fanontaniana hapetraka amin’izany moa dia ny hoe : Ekenareo ve ny andraisan-tanana ny Mpitandrina Rakotoniera Eric eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo? Araka ny fitsipiky ny FJKM moa dia latsa-bato miafina no

» Tohiny...