FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Antso sy filazana

Katekomena 2020 : Mitsangàna, mihazavà

Publié le 20 décembre 2020 à 04:12

Hira faneva tamin’ny fanokanana ny Katekomena 2020, andiany « Fahazavana »

» Tohiny...

Antsan-kira Advento – Sekoly Taninketsa : alahady 13 desambra 2020 maraina

Publié le 10 décembre 2020 à 08:12

Ireo zanatsika ao @ Sekoly Taninketsa dia hanatanteraka Antsan-kira Advento ao anatin’ny fanompoam-pivavahana maraina ny Alahady 13 desambra 2020. Hohirain’izy ireo amin’izany ireo hira manamarika antsika amin’izao vanim-potoana Noely izany. Koa manasa antsika hiomana amin’izany fotoana Noely fifaliana izany sahady Ny Sekoly Taninketsa moa dia ao anatin’ny fankalazana ny faha-10 taona, ary Antsan-kira Advento faha-10

» Tohiny...

Tratra 100% ny vola hividianana ny fanomezana ho an’ny mpitandrina…

Publié le 30 novembre 2020 à 09:11

Am-pifaliana lehibe no hilazàna amintsika fa efa tratra 100% ny vola hividianana fanomezana ho an’ny mpitandrina, ary efa novidiana ny fanomezana… Araho ny fanentanan’ny Komity

» Tohiny...

Ny marina hamololona

Publié le 30 novembre 2020 à 08:11

Horedonintsika amin’ny fifandraisan-tànana miaraka amin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hira « Ny marina hamololona ». Manasa anao hamerina izany hira izany ho voninahitr’Andriamanitra Hira noforonon’i Gilles Ramiarison

» Tohiny...



Vaovaom-piangonana 01 novambra 2020

Publié le 06 novembre 2020 à 07:11

Ireo vaovao tsara ho fantatra momba ny fiangonana, ny sampana, vaomiera sy asa samihafa eto @ FJKM Ambavahadimitafo nambara t@ 01 novambra 2020

» Tohiny...

Fanentanana Komitin’ny fifandraisan – tanana

Publié le 30 octobre 2020 à 01:10

« Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra », Romana 15 : 7 Ry havana malala ao amin’i Tompo, Alahady dimy sisa dia ho tonga ilay fotoan -dehibe nifanomezantsika tamin’ny Tompo sy ny Fiangonana hanatanterahana ny fifandraisan-tanana eo amin’ny Ray aman – dreny Mpitandrina mivady sy ny Fiangonana Ambavahadimitafo. Koa miantso anao hitondra

» Tohiny...

Fampitam-baovao Biraom-piangonana

Publié le 30 octobre 2020 à 01:10

Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Tompo. Toy izao manaraka izao indray ny vaovao tsara ho fantatra mikasika ny fiainan’ny fiangonantsika : 1. Amin’ny 9 ora maraina no fidirana ny alahady faha – 1 novambra 2020 ho avy izao ary dia fidirana indray mandeha ihany. Ary dia hiverina amin’ny fandraisana ny fanasan’i Tompo  , ihany koa , 

» Tohiny...

Ho avy ny krismasy 2020…

Publié le 25 octobre 2020 à 07:10

« Koa mahereza sy mahatanjaha, aza matahotra ny mivadi-po fa omba anao ny Tompo Andriamanitrao amin’izay rehetra alehanao. » Finaritra isika satria ho avy ny krismasy. Tena fotoan-dehibe ho antsika kristiana tokoa izany satria hankalazantsika an’Andriamanitra noho ny fahatongavan’ny Tenin’Andriamanitra tonga nofo tamin’ny alàlan’i Jesoa Kristy. Hafa mihitsy izany fiangonana mankalaza an’Andriamanitra amin’ny krismasy izany, ary misy

» Tohiny...