FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Antso sy filazana

Fetim-bokatra 2021 : hafatry ny mpitandrina

Publié le 17 juin 2021 à 06:06

Araho ny fanentanana entin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ho an’ny alahady 04 Jolay 2021 eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, hanatenterahina ny fetim-bokatra, fotoan-dehibe hitondrana am-bavaka ny asan’Andriamanitra eto anivon’ny fiangonana ary hitondrantsika izay notahian’Andriamanitra antsika, ho enti-manana ho an’ny fiangonana.

» Tohiny...

Fandaminana Jona 2021

Publié le 08 juin 2021 à 09:06

Finaritra, Indro ampitaina amintsika ny fandaminana : 1 – Alahady 13 jona : – fidirana in-2 : @8 ora sy 10 ora – tsy misy fisoratana anarana 2- Mbola miato mandritry ny volana jona : * Mpihevi-draharaha – Fivorian’ny Mpandray – Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo * Fianarana Katekomena fa manohy mamita ny enti-mody efa nomena

» Tohiny...

Miverina misokatra ny fiangonana ny Alahady 06 Jona 2021

Publié le 01 juin 2021 à 11:06

Misaotra ny Tompo isika fa miverina misokatra ny Fiangonana. Toy izao ny tsara ho fantatra : 1 – Misokatra isika amin’ny alahady 06 jona 2021 ho avy izao. 2 – Hisy fidirana indroa : – 08:00 – 09:30 3 – Tsy misy fisoratana anarana. 4 – Tsy mbola misy fianarana katekomena sns… 5 – Tsy

» Tohiny...

Lisitra alahady 18 aprily 2021

Publié le 17 avril 2021 à 07:04

Finaritra, Indro ampitaina amintsika ny lisitry ny mpivavaka rakampitso alahady 18 aprily 2021. Marihina fa tsy feno ny 100 isa, noho izany dia fidirana 1 ihany ka @ 9ora maraina tahaka ny mahazatra no fidirana. Mirary soa hotahian’ny Tompo. 1 Andriamanantena Avotry 1 2 Andriamanday Ny Harena 1 3 Andriamanday Ny Kanto 1 4 Andriamparany Ny Riana

» Tohiny...

Ajanona ny « activité » amin’ity volana aprily ity

Publié le 13 avril 2021 à 10:04

Toy izao indray ny fandaminana amin’ny fanompoam-pivavahana ny Alahady 18 Aprily 2021 1- FISORATANA ANARANA 1) Misoratra anarana ny mpivavaka rehetra (tsy misy fisoratana anarana intsony amin’ny Facebook fa ao amin’ny Akany na miantso finday amin’ny laharana etsy ambany) 2) Ny biraon’ny Fiangonana no mandray ny anarana sy mametraka ny tsirairay @ fanompoam-pivavahana hidirany. Atao

» Tohiny...

Lisitry ny mpivavaka 11 aprily 2021

Publié le 10 avril 2021 à 12:04

Indro ampitaina amintsika ny lisitry ny mpivavaka nisoratra anarana ny ALAHADY 11 AVRIL 2021 eto @ FJKM Ambavahadimitafo. Hisy fidirana roa : 7h30 (Fidirana Voalohany) 1 Andriamparany Ny Riana 1 2 Andrianjafy Julienne 1 3 Andrianjafy Lovasoa 1 4 Andrianjafy Ny Harena 1 5 Andrianjafy Ny Kanto 1 6 Andrianjakarisoa Fanilo – Haja 2 7

» Tohiny...

Fandaminana fanompoam-pivavahana 11/04/2021

Publié le 08 avril 2021 à 11:04

« Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao Aho; Efa niantso ny anaranao Aho, Ahy ianao. » Isa.43,1 Toy izao ry havana ny fandaminana ny fanompoam-pivavahana amin’ny alahady izao : 1) Misoratra anarana ny mpivavaka rehetra : tsy misy ny fisoratana anarana @site web sy facebook fa miantso ny Birao avy hatrany 034 03 510 56 2)

» Tohiny...

Fidirana in-2 @ alahady paska 2021

Publié le 30 mars 2021 à 08:03

Ilazana isika mpiara-mivavaka fa hihisy fidirana indroa ny fotoampivavahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo @ Alahady Paska 04 aprily 2021 noho ny fihezahantsika hatrany hitandro ny fepetra ara-pahasalamana : 7.30 ora sy 10 ora « Ary indro Jesoa nifanena taminy ka nanao hoe : Ary izy ireo nanatona, dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany. » (Matio

» Tohiny...

[URGENT] Fanentanana ara-pahasalamana 28/02/2021

Publié le 06 mars 2021 à 06:03
» Tohiny...

AMA – Noely miavaka 2020 : 24 desambra, 18.30

Publié le 24 décembre 2020 à 08:12

Manasa anao hanaraka ny antsan-kira notanterahin’ny Antoko Mpihira Ambavahadimitafo (AMA) tamin’ny 24 desambra 2020 : https://www.facebook.com/fbfjkmambavahadimitafo/videos/246852943614763 Manasa antsika hiara-hidera ny fahaterahan’ny Mpamonjy @ izany fotoana izany. « Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak’Olona manana fahefana ety ambonin’ny tany hamela heloka », Marka 2 : 10a

» Tohiny...