FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Ho avy ny krismasy 2020…

Ho avy ny krismasy 2020…

Publié le 25 octobre 2020 à 07:10

« Koa mahereza sy mahatanjaha, aza matahotra ny mivadi-po fa omba anao ny Tompo Andriamanitrao amin’izay rehetra alehanao. »

Finaritra isika satria ho avy ny krismasy. Tena fotoan-dehibe ho antsika kristiana tokoa izany satria hankalazantsika an’Andriamanitra noho ny fahatongavan’ny Tenin’Andriamanitra tonga nofo tamin’ny alàlan’i Jesoa Kristy.

Hafa mihitsy izany fiangonana mankalaza an’Andriamanitra amin’ny krismasy izany, ary misy fahabangàna izany fiangonana tsy mankalaza an’Andriamanitra @ Krismasy izany. Mety ny fomba fanatanterahantsika azy no mety miova arakaraky ny zava-mitranga, fa ny krismasy dia fotoan-dehibe ho antsika mpino.

Koa mampahery antsika mpanabe rehetra amin’ny fikarakarana krismasy, mampahery ny ray aman-dreny ihany koa tsy hanana fanahiana amin’ny fandefasana ny zanatsika, mampahery ny ankizy, tanora, lehibe ny amin’ny fiarahantsika mientana manome voninahitra an’Andriamanitra noho ny krismasy satria endriky ny fitoriana filazantsara izany.


Lire aussi

13/04/2021 A la une . Antso sy filazana

Ajanona ny « activité » amin’ity volana aprily ity

Toy izao indray ny fandaminana amin’ny fanompoam-pivavahana ny Alahady 18 Aprily 2021 1- FISORATANA ANARANA 1) Misoratra anarana ny mpivavaka rehetra (tsy misy fisoratana anarana intsony amin’ny Facebook fa ao amin’ny Akany na miantso finday amin’ny laharana etsy ambany) 2) Ny biraon’ny Fiangonana no mandray ny anarana sy mametraka ny tsirairay @ fanompoam-pivavahana hidirany. Atao

11/04/2021 Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Aoka hanahaka an’Andriamanitra hianareo

Alahady 11 aprily 2021, alahadin’ny Dorkasy, nitondrana ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Efesiana 5 : 1-2  » 1Koa amin’izany dia aoka hanahaka an’Andriamanitra hianareo tahaka ny zanaka malala; 2ary mandehana amin’ny fitiavana, toy ny nitiavan’i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana amin’Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika. « 

11/04/2021 Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Paska 2021 : Jesosy nifanena taminy ka nanao hoe : Finaritra

Ny hafatr’Andriamanitra amin’izao alahady paska 2021 izao dia ny avy ao amin’ny Matio 28; 1-10 :  » 1ARY tamin’ny alin’ny Sabata, raha vao nazava ratsy ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia avy hizaha ny fasana Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray. 2Ary indro, nisy horohorontany mafy; fa nisy anjelin’ny Tompo nidina avy tany an-danitra, dia nankeo

10/04/2021 A la une . Antso sy filazana

Lisitry ny mpivavaka 11 aprily 2021

Indro ampitaina amintsika ny lisitry ny mpivavaka nisoratra anarana ny ALAHADY 11 AVRIL 2021 eto @ FJKM Ambavahadimitafo. Hisy fidirana roa : 7h30 (Fidirana Voalohany) 1 Andriamparany Ny Riana 1 2 Andrianjafy Julienne 1 3 Andrianjafy Lovasoa 1 4 Andrianjafy Ny Harena 1 5 Andrianjafy Ny Kanto 1 6 Andrianjakarisoa Fanilo – Haja 2 7

08/04/2021 A la une . Antso sy filazana

Fandaminana fanompoam-pivavahana 11/04/2021

« Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao Aho; Efa niantso ny anaranao Aho, Ahy ianao. » Isa.43,1 Toy izao ry havana ny fandaminana ny fanompoam-pivavahana amin’ny alahady izao : 1) Misoratra anarana ny mpivavaka rehetra : tsy misy ny fisoratana anarana @site web sy facebook fa miantso ny Birao avy hatrany 034 03 510 56 2)

30/03/2021 Toriteny

Hoy Jesoa : « vahao izy, dia ento ety amiko »

Alahady 28 martsa 2021, andro voalohany @ herinandro masina, nitondran’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Matio 21; 1-10 : « 1ARY raha nanakaiky an’i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe: 2Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa, ary miaraka amin’izay dia hahita boriky

30/03/2021 Vaovaom-piangonana

Vaovaom-piangonana 28 martsa 2021

Misy ny hafatra avy amin’ny FJKM Foibe manoloana ny Covid-19; fankalazana jobily samihafa an’ireo mpiasam-piangonana; vaovaon’ny sampana; fivoriana eto amin’ny faritra Avaratr’Andohalo…

30/03/2021 A la une . Antso sy filazana

Fidirana in-2 @ alahady paska 2021

Ilazana isika mpiara-mivavaka fa hihisy fidirana indroa ny fotoampivavahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo @ Alahady Paska 04 aprily 2021 noho ny fihezahantsika hatrany hitandro ny fepetra ara-pahasalamana : 7.30 ora sy 10 ora « Ary indro Jesoa nifanena taminy ka nanao hoe : Ary izy ireo nanatona, dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany. » (Matio

12/03/2021 Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ary amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany, satria nanaiky ny teniko hianao

Alahady 07 Martsa 2021, handinihantsika lohahevitra vaovao eto anivon’ny FJKm amin’ity volana martsa ity : « Mampiorina ny mino ny fizahan-toetra ». Lahady fanateram-bokatry ny sampana Volana sy Kintana ihany koa. Ny hafatr’Andriamanitra nentin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain dia nalaina avy ao amin’ny Genesisy 22; 11-19 : « 11Fa niantso azy Ilay Anjelin’i Jehovah tany an-danitra ka nanao hoe: