FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Antso sy filazana

18% no vola voaangona ho amin’ny fifandraisan-tànana

Publié le 25 octobre 2020 à 07:10

Misaotra an’Andriamanitra isika fa afaka miroso hatrany amin’ny fanomanana ny fifandraisan-tànana eo amin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain mivady sy ny fiangonana @ zoma 4 sy alaady 6 desambra 2020. Ny 18%-n’ny vola no eo am-pelatànan’ny komity ankehitriny ka manana alahady dimy isika hanatrarana ny tanjona 50 millions Ariary izay napetraka. Izany vola izany dia hoentintsika hampitaovana

» Tohiny...

FJKM Vohitsara Famonjena Marovato

Publié le 25 octobre 2020 à 07:10

Mikarakara foara lehibe ny FJKM Vohitsara Famonjena Marovato isaky ny sabotsy tontolo andro any an-toerana. Koa fifaliana ho azy ireo no mangataka amintsika izay manana akanjo, kiraro, poketra, kojakojan-dakozia, kitapo, satroka… izay tsy ampiasaintsika intsony, mba ho atolotra azy ireo. Izany hetsika izany dia tafiditra amin’ny fitadiavam-bola hananganana ny fiangonana vaovao

» Tohiny...

Fisoràtana anarana Oniversite FJKM Ravelojaona 2020 – 2021

Publié le 25 octobre 2020 à 07:10

Noho ny fitahian’ny Tompo dia feno 5 taona ny nitsanganan’ny Oniversite FJKM Ravelojaona, sampana fahasalamana, ary efa namoaka mpianatra nahazo Licence miisa 116. Koa fifaliana ho azy ireo no mampandre antsika fa misokatra ny fisoràtana anarana 2020 – 2021. Azontsika atao ny manoratra eto raha mila fanazavàna fanampiny.

» Tohiny...

Kere Ambovombe Atsimo : antso vonjy aina

Publié le 25 octobre 2020 à 07:10

Manoloana ny hain-tany, ny tsy fisian-drano sy ny ranon’orana ny taona 2019 – 2020 tany amin’ny faritra atsimo, synodam-paritany Ambovombe Atsimo Kristy rano velona, izay niteraka tsy fahampian-tsakafo ka niteraka fahafatesana olona maro, dia miantso antsika ny mpiandraikitra Foibe mba handefa ny fanampiana izay fointsika ao amin’ny Foibe FJKM, varavarana 2018

» Tohiny...

Vaovao 25 oktobra 2020

Publié le 25 octobre 2020 à 07:10

Indro fintinina aminao ny filazam-baovao teto @ FJKM Ambavahadimitafo ny Alahady 25 oktobra 2020

» Tohiny...

Fivoahana amin’ny hamehana covid : fandaminana Okt/Nov 2020

Publié le 22 octobre 2020 à 06:10

Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Tompo. Toy izao manaraka izao indray ny vaovao tsara ho fantatra mikasika ny fiainan’ny fiangonantsika : 1. Miditra amin’ny 9 ora maraina ny fiangonantsika ny alahady faha – 25 oktobra 2020 ho avy izao. Ny katekomena kosa dia miditra amin’ny 7 ora sy sasany maraina. 2. Mbola mitoetra avokoa ireo fepetra

» Tohiny...

Mila mandroso ankehitriny ny asan’ny sampana, komity, vaomiera…

Publié le 11 octobre 2020 à 10:10

Tao aorian’izay fihibohana izay isika dia somary nihaotra isika hoe handroso sa hihemotra sa akory…? Mazava ny lohahevitra banjinintsika dia ny hoe : « Mirosoa amin’ny finoana masina« . Mila mandroso isika ry havako. Efa misy ny sampana manomboka manao hetsika, dia entanina isika rehetra mba hiroso @ asa. Ny fifandraisan-tànan’ny mpitandrina sy ny fiangonana dia tsy

» Tohiny...

Alahadin’ny MAMRE eto @ FJKM Ambavahadimitafo

Publié le 11 octobre 2020 à 09:10

Amin’ny alahady 18 oktobra 2020 dia alahadin’ny MAMRE manerana ny sahan’ny FJKM. Ka nofidian’ny Foibe FJKM hanaovana izany fotoan-dehibe izany ny FJKM Ambavahadimitafo. Miavaka noho ny mahazatra anefa ny fankazalana izany satria hampitaina amin’ny televiziona sy radio fahazavana ny fotoana. Mba ahafahana manatanteraka izany dia ho raisin-peo sy sary (tournage) mialoha ny fotoana, amin’ny talata

» Tohiny...

7% ny vola voaangona ho amin’ny fandraisan-tànana

Publié le 11 octobre 2020 à 09:10

Araka ny tatitra avy amin’ny Komity Fandraisan-tànana ny mpitandrina Randrianarisoa Alain dia ny7%-n’ny teti-bola no voaangona hatramin’ny alahady 30 septambra 2020.

» Tohiny...

Pasteur RAKOTONDRABE Ndrianja : 10 taona nitandremana

Publié le 05 octobre 2020 à 09:10

Amin’ny sabotsy 17 oktobra 2020 no hankalazana an’Andriamanitra ao @ FJKM Ambatomena noho ny faha-10 taona nitandreman’i Pasteur RAKOTONDRABE Ndrianja. Talen’ny Fikojana Fanànana (FIFA) FJKM miasa ao amin’ny Foibe FJKM izy. Koa manasa antsika hiombona amin’izany fotoam-pivavahana manokana izany.

» Tohiny...