FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

SAMPATI

Alahadin’ny SAMPATI : Mitandrena, miambena ka mivavaha

Publié le 19 novembre 2023 à 09:11

Alahady 19 novambra 2023, alahadin’ny SAMPATI mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Tsenao @ fihaviany ny Tompo«  Ny hafatr’Andriamanitra araka ny Marka13 : 24- 37 no notoriana :  » 24Fa amin’izay andro izay, aorianan’izany fahoriana izany,dia ho tonga maizina ny masoandroary tsy hanome ny fahazavany ny volana,25hiraraka avy eny amin’ny lanitra ny kintanaary hohozongozonina ireo hery

» Tohiny...

Lasin-Jobily faha-90 taonan’ny Tily

Publié le 31 août 2014 à 06:08

Fifaliana ho an’ireo Tily sy Mpanazava Tranainy ary Sakaiza mpikambana ao amin’ny TMT Ambavahadimitafo ny nanatrika ny fanokafana ny Lasin-Jobily faha-90 taonan’ny Tily eto Madagasikara teny Ambatomanga ny 23 hatramin’ny 28 Aogositra 20014 lasa teo. Marihina fa niavaka tokoa ny fisehoan’ny TMT Ambavahadimitafo izay nanao ny fanamiana nitovy ary nahazoana tehaka sy sitraka betsaka rehefa

» Tohiny...

Havan’ny olona rehetra Mpirahalahy daholo ny Tily

Publié le 15 novembre 2013 à 07:11

Mifikira amin’ny tsara (Romana 12:9) « Havan’ny olona rehetra Mpirahalahy daholo ny Tily » Ireo no teny faneva nofinidin’ny komitin’ny faha 90 taonan’ny Tily et Madagasikara ary ankalazaina manomboka izao izany. Niantomboka tamin’ny 1924 ny fitaizana skotisma teto Madagasikara, ary raha ny FJKM  Ambavahadimitafo manokana dia tamin’ny andron’nympitandrina Ralambomahay tamin’ny 1949. Ny Jeneraly Raveloarison (Loholona eto amin’ny

» Tohiny...

Nahavita lasy ny voron-kely sy ny sampana maitso

Publié le 15 septembre 2013 à 07:09

Ny Voron-kely sampana mavo dia nahatanteraka ny lasy teny Oasis Park Vontovorona. Torak’izany koa ny Tily sampana maitso dia nahatanteraka lasy lehibe ny 04 ka hatramin’ny 10 semptambra 2013 teny Anjozorobe. Misaotra ireo izay nitondra am-bavaka

» Tohiny...

Famaranana ny fankalazana ny Jobily Faha-60 Taonan’ny SAMPATI XIII

Publié le 12 octobre 2010 à 09:10

Nofaranana ny Alahady 03 Oktobra 2010 teo ny fankalazana ny Jobily Faha-60 Taonan’ny SAMPATI XIIIè eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ka tamin’izany no nanolorana ny Fiangonana ireo Tsangambaton’ny Jobily.
« Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra » (Da 12/3a) »

» Tohiny...

Mikarakara fifaninanana ara-panatanjahan-tena ny SAMPATI

Publié le 19 février 2010 à 08:02

Ho fanohizana ny fankalazana ny jobily faha-60 taonan’ny SAMPATI XIII, dia fifaliana ho an’ny komity no manasa ny sampana velona rehetra eto amin’ny fitandremana handray anjara amin’ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena izay kasaina hatao mandritry ny volana may 2010 ho avy izao. Ny taranja nomanina amin’izany dia ny Basket, Foot à 7 ary Volley. Ny sampana rehetra

» Tohiny...

Fifampiarahabana taom-baovao 2010 SAMPATI XIII

Publié le 27 janvier 2010 à 08:01

Ho fanohizana ny fankalazana ny Jobily faha-60 taona, ny SAMPATI XIII dia hanatanteraka fifampiarahabana taom-baovao 2010 ny Sabotsy 6 feborary 2010 ao an-tokantranon’ny Tily tranainy Rakotomalala Samuel mianakavy eny Antsahabe. Manasa an’ise Mpanazava sy Tily am-perin’asa rehetra, Mpanazava sy Tily tranainy rehetra miaraka amin’ny vad aman-janany, ny tonia sy nykomitim-pivondronana ary ireo sakaizan’ny Mpanazava sy

» Tohiny...

Fivoahana an-tsaha SAMPATI XIII

Publié le 05 janvier 2010 à 08:01

Ny SAMPATI XIIIème Ambavahadimitafo dia nahavita ny Fivoahana an-tsaha ny 28 sy 29 Novambra 2009 teo tany Ambatomanga. Ny firaisankina nisy teo @ Komitin’ny faha-60 taona sy ny commissions maro (Oraganisation générale, Lieu, Cuisine, Transport, Activités, Uniforme) ary ny fifankatiavan’ny rehetra no nentina nanomana sy nahatanterahan’ny Lasy. Ny Lasy dia nizotra tsara ary nahitana mpandray

» Tohiny...


Lasy any Ambatomanga

Publié le 12 novembre 2009 à 08:11

Ho fanohizana ny fankalazana ny jobily faha 60 taona , ny SAMPATI faha 13 dia hanantanteraka fivohana an-tsaha ny 28 – 29 Novambra 2009 any Ambatomanga. Fifaliana hoan’ny komity noho izany no hanasa an’ise   mba hanatrika sy handray anjara mavitrika amin’izany lasy izany  ary tokony hisoratra anarana mialoha amin’ny Rtoa Rabe Voahangy sy Rakotovao Zoely ary ny

» Tohiny...