Fampianarana

Fampianarana kristianina atao ao am-piangonana, na lahatsoratra manokana zarain’ny mpanompon’Andriamanitra samihafa

Finoana no naneken’i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany

Fotoana ankatoky ny Fandraisana, notarihin’ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric tamin’ny alahady 24 jolay 2011. Tao amin’ny Hebreo 11:8-12 no nangalana ny hafatra : 8 Finoana no naneken’i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’izay tany ho azony ho lova; ka dia … Vakio

Ireo karazam-pitiavana avy amin'Andriamanitra

Ny bokin’i Rota dia maneho amintsika ireo endrika maro samihafa isehoan’ny fitiavana rehefa atao lohalaharana eo amin’ny fiainana Andriamanitra Vakio

Mampianara anay hivavaka

Mivavaha mandrakariva ka aza mitsahatra, I Tes 5 :17 Vakio

Ny fanao tsy ara-panahy tafiditra ao am-piangonana (fizarana farany)

Ny mpandray ny Fanasan’ny Tompo nefa mbola mitoky amin’ny sampy sy ny ody, etc… Vakio

Aloky ny fahasambarana (part 1)

Sambatra!iza ? Faniriako ny ho sambatra asa koa aloha ianao ? Fa sambatra manao ahoana ary sambatra amin’inona ? Vakio