FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fampianarana

Fianarana Soratra masina isan’alarobia

Publié le 07 octobre 2013 à 09:10

Mitohy ny fianarana Soratra masina izay fanao isan’alarobia amin’ny 5 ora sy sasany eto amin’ny fiangonana. Manasa antsika rehetra izay maniry handalina ny Baiboly, ary indrindra ireo manana anjara amin’ny fanompoam-pivavahana amin’ny alahady 13 oktobra 2013. Ny perikopa 13 oktobra 2013 no hodinihina amin’izany, izay azonao vakina sahady mba hahazahoanao vetivety ny fampianarana izay hoentina.

» Tohiny...

Ny anjara-toeran’ny vola eo amin’ny fiangonana

Publié le 03 novembre 2012 à 12:11

Lohahevitra nobanjinina tamin’ny 29 jolay 2012 mahakasika indrindra ny anjara-toeran’ny vola eo amin’ny fiangonana.

» Tohiny...

Finoana no naneken’i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany

Publié le 05 octobre 2011 à 06:10

Fotoana ankatoky ny Fandraisana, notarihin’ny mpitandrina Rakotoniera Christian Eric tamin’ny alahady 24 jolay 2011. Tao amin’ny Hebreo 11:8-12 no nangalana ny hafatra : 8 Finoana no naneken’i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany.9 Finoana no nivahiniany tany amin’ny tany nolazain’ny teny

» Tohiny...

Ireo karazam-pitiavana avy amin'Andriamanitra

Publié le 06 décembre 2008 à 12:12

Ny bokin’i Rota dia maneho amintsika ireo endrika maro samihafa isehoan’ny fitiavana rehefa atao lohalaharana eo amin’ny fiainana Andriamanitra

» Tohiny...

Mampianara anay hivavaka

Publié le 17 novembre 2008 à 12:11

Mivavaha mandrakariva ka aza mitsahatra, I Tes 5 :17

» Tohiny...

Ny fanao tsy ara-panahy tafiditra ao am-piangonana (fizarana farany)

Publié le 17 novembre 2008 à 12:11

Ny mpandray ny Fanasan’ny Tompo nefa mbola mitoky amin’ny sampy sy ny ody, etc…

» Tohiny...

Aloky ny fahasambarana (part 1)

Publié le 16 novembre 2008 à 12:11

Sambatra!iza ? Faniriako ny ho sambatra asa koa aloha ianao ? Fa sambatra manao ahoana ary sambatra amin’inona ?

» Tohiny...

Aloky ny fahasambarana – fizarana faharoa farany

Publié le 16 novembre 2008 à 12:11

Vao nitraka anefa ry zareo dia taitra satria efa tsy teo intsony ilay olona. Tena gaga ry zareo, fa iza iny ? Fa inona iny ? sady natahotra "sao dia matoto eh ?"

» Tohiny...

Observations sur l'éducation

Publié le 14 novembre 2008 à 12:11

L’éducation est une science délicate : s’il y a trop, l’individu est "coincé" comme on dit; s’il n’y a pas assez, il y a des lacunes. Ce dosage doit être subtil

» Tohiny...

Fifehezana sy famaizana

Publié le 14 novembre 2008 à 12:11

"Fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy? Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka" (Hebreo 12:7b,8)

» Tohiny...