FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fankalazana

Miditra amin’ny 8 ora ny fiangonana amin’ny alahady 13 oktobra 2013

Publié le 07 octobre 2013 à 09:10

Noho ny fotoam-pivavahana hiombonantsika eny Antsahamanitra, dia naroso ho amin’ny 8 ora ny fotoam-pivavahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny alahady 13 oktobra 2013 ka hirava amin’ny 9 ora maraina ihany. Tsiahivina moa fa fankalazana ny faha-100 taonan’ny FFPM, na ny firaisan’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny FJKM no hotanterahina eny Antsahamanitra, izay hanomboka amin’ny 10

» Tohiny...

Fiofanana 2013 faharoa ho an’ny Loholona sy Diakona

Publié le 07 octobre 2013 à 09:10

Ny fihofanana faharoa ho an’ny Loholona sy Diakona ho an’ny taona 2013 dia hotanterahina ny Sabotsy 19 oktobra 2013 amin’ny 9 ora. Ny Mpitandrina Rakotoniera Eric no hamelabelatra ny lohahevitra hoe : Ny fanantenana. Ao aorian’izay dia hisy ny fivorian’ny mpihevi-draharaha izay hizarana ny teti-bola 2014

» Tohiny...

Fandaniana teti-bola 2014 sy fankatoavana ny Katekomena

Publié le 07 octobre 2013 à 08:10

Amin’ny alahady 22 novambra 2013 ho avy izao no holanian’ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo ny teti-bola 2014. Amin’io ihany koa no hankatoavina ny Katekomena horaisina amin’ny Desambra Fitsiahy : – alahady 03 novambra 2013 : fandaniana eo anivon’ny Mpihevi-draharaha – alahady 17 novambra 2013 : fizarana izany ho an’ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo – alahady

» Tohiny...

Ny adidy sy ny fiombonana eo amin’ny FJKM

Publié le 15 septembre 2013 à 07:09

Hisy fampianarana arahina fanontaniana hotarihin’ny mpitandrina Rakotoarivony Hubert eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, ny alahady 29 septambra 2013 mandritra ny fotoam-pivavahana maraina. Ny lohahevitra hodinihina amin’izany dia ny hoe : « Ny adidy sy ny fiombonana eo amin’ny FJKM ». Izy io dia fampianarana nentina tany amin’ny Recyclage pastorale, ka tsara tokoa raha mandray izany fomba fisaina izany

» Tohiny...

Jobily faha-100 taona nahaterahan’ny mpitandrina Daniel Ratefy

Publié le 15 septembre 2013 à 07:09

Ankalazaina ny alahady 20 oktobra 2013 eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fankalazana ny faha 100 taona nahaterahan’ny mpitandrina Daniel Ratefy. Na dia maro aza ny fiangonana afaka mandray izany, dia nanaiky am-pitiavana ny fianakaviana ny hanatanterahana izany eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo. Ny taranany no hamintina ny tantaram-piainany amintsika, mba hahafantarantsika izany olo-malazan’ny protestanstisma sy ny

» Tohiny...

Ivon’ny fankalazana ny Jobily faha-150 taona

Publié le 15 septembre 2013 à 05:09

Ny Asabotsy 5 sy alahady 6 oktobra 2013 no ivon’ny fankalazana ny Jobily faha-150 taonan’ny fiangonana. Ka toy izao no programa amin’izany : – Asabotsy 05 oktobra 2013 amin’ny 9 ora maraina : fotoam-pivavahana hiarahana amin’ny Foibe FJKM, Synodam-paritany, faritra Avaratr’Andohalo. Ao aorian’ny fotoana dia hisy ny fametrahana ny vato fehizoro etsy amin’ny tokontany avaratry

» Tohiny...

Bodo ao amin’ny Akany Ralibera ny 29 septambra 2013

Publié le 15 septembre 2013 à 05:09

Ny Alahady 29 septambra 2013 amin’ny 2 ora sy sasany, dia hisy fampisehoana, fitoriana ny filazantsara, hotanterahin’ny zanaky ny fiangonana, dia tsy iza izany fa i Bodo. Izany dia moa dia tafiditra indrindra ao anatin’ny hetsiky ny tsangambaton’ny faha-150 taonan’ny fiangonana. Koa dia manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ho avy amin’izany fotoana mahafinaritra izany. Ny

» Tohiny...

Lohahevitry ny Krismasy 2012 sy Taona vaovao 2013

Publié le 14 septembre 2012 à 08:09

Ho fampahafantarana ny rehetra dia aompana amin’ny lohahevitra hoe « Ny fahasoavana » araka ny Salamo 90: 17 ny fankalazana ny Krismasy 2012 sy ny Taona Vaovao 2013. Ary ny fifandimbiasan’ireo dia ny fetin’ny Reveillon amin’ny farany sy fiandohan’ny taona.

» Tohiny...

Nosokafana tamin’ny 20 mey 2012 ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo

Publié le 12 juin 2012 à 08:06

1863 – 2013 . Hatratra ny 150 taona niorenany ny Fiangonana Ambavahadimitafo. Haharitra erintaona ny fankalazana izany: natomboka ny 20 mey 2012 ary hitohy mandritra ny taona 2013.

» Tohiny...

Fanokafana ny Jobily faha-150 taona

Publié le 14 mai 2012 à 07:05

Amin’ny alahady 20 mai 2012 no hanokafana ny fankalazana ny Jobily faha-150 taonan’ny FJKM Ambavahadimitafo. Ny teny faneva noraisina dia ny ao amin’ny Salamo 90, 17 : « Ary aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan’ny tànanay; Eny, ny asan’ny tànanay, ampitoero izy.  » Koa manasa ny rehetra ho tonga maro

» Tohiny...