Fiofanana 2013 faharoa ho an’ny Loholona sy Diakona
Ny fihofanana faharoa ho an’ny Loholona sy Diakona ho an’ny taona 2013 dia hotanterahina ny Sabotsy 19 oktobra 2013 amin’ny 9 ora. Ny Mpitandrina Rakotoniera Eric no hamelabelatra ny lohahevitra hoe : Ny fanantenana.
Ao aorian’izay dia hisy ny fivorian’ny mpihevi-draharaha izay hizarana ny teti-bola 2014