FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Lisitry ny mpivavaka 11 aprily 2021

Lisitry ny mpivavaka 11 aprily 2021

Publié le 10 avril 2021 à 12:04

Indro ampitaina amintsika ny lisitry ny mpivavaka nisoratra anarana ny ALAHADY 11 AVRIL 2021 eto @ FJKM Ambavahadimitafo.

Hisy fidirana roa :

  • 7h30 (Fidirana Voalohany)

1 Andriamparany Ny Riana 1
2 Andrianjafy Julienne 1
3 Andrianjafy Lovasoa 1
4 Andrianjafy Ny Harena 1
5 Andrianjafy Ny Kanto 1
6 Andrianjakarisoa Fanilo – Haja 2
7 Andriankaja Stella 2
8 Andrianomenjanahary Felana 1
9 Biraon’ny Fiangonana 4
10 Nambinintsoa Lova M 1
11 Nomenjanahary Fitia 1
12 Nomenjanahary Idealy 1
13 Nomenjanahary Sambatra 1
14 Rafanomezantsoa Annie Paquerette 1
15 Rafanomezantsoa Mélanie 1
16 Rajaonarivelo Anja 1
17 Rajaonarivelo Henintsoa 1
18 Rajaonarivelo Liantsoa 1
19 Rajaonarivelo Santatra 1
20 Rakotoalimanana Lanto – Haingo 4
21 Rakotoanosy Falimanantsoa 3
22 Rakotoarijaona Louisette 2
23 Rakotoarisoa Mioty 1
24 Rakotonjanahary Louis 1
25 Rakotonjanahary Ranto 4
26 Rakotonjatovo Fabien 1
27 Rakotonjatovo Tolotra Ny Avo 1
28 Ralison Manoasoabe 4
29 Ramamonjisoa Yasminah 1
30 Randriamarimanana Tojosoa 1
31 Randriamiarintsoa Sanda 1
32 Randriamiarintsoa Sedera 1
33 Randrianarisoa Tantely – Aina 2
34 Randriantsalama Mendrika 1
35 Rapatsalahy Fanomezana 1
36 Ratsaraibe Voahirana 1
37 Razafiarison Anthony 3
38 Razafimbelo Arivony – Ony 2
39 Razafitsialonina Mahefa 3
40 Razakamanantsoa Narinjaka 1
41 Sokajy Maharitra 15
42 Vololonirina Fiandry Fitahiana 1
43 Rakotonandrianina Tantely 1
44 Vololonirina Lalao 1

  • 10h00 (Fidirana Faharoa)

1 Andriamifidy Miora 1
2 Andrianantenaina Marcellin 1
3 Andrianjakarisoa Jacklin 3
4 Andriantsoa Holinirina 2
5 Biraon’ny Fiangonana 4
6 DORKASY 21
7 MIASAFIA 20
8 Rahantanirina Lalasoa 1
9 Rakotoharimanana Njara 1
10 Rakotonandrianina Néhémia 3
11 Rakotonandrianina Tantely 1
12 Rakotoralijaona Manitra 1
13 Ralamboharisoa Christian 1
14 Ramanamirija Ambinintsoa 1
15 Ranarivololontsoa Aimée 2
16 Randrianarisoa Alain 2
17 Rasolonjatovo Hariniony 3
18 Ratefy Tovontsoa 1
19 Razanajoelina Isabelle 5
20 Sokajy Maharitra 15

Hajaina hatrany ny fepetra ara-pahasalamana rehetra :
Fitondrana arovavaorona
Elanelana 1m
Fanasana tanana matetika

Ny Birao


Lire aussi

19/05/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady Pentekosta 2024

Alahady Pentekosta , 19 mey 2024, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe Mampahery ny Fanahy Masina, nitondran’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 3 : 5  » Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’Andriamanitra izy. « 

05/05/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . STA . Toriteny

Mampahery ny Fanahy Masina

Alahady 05 Mey 2024, andinihina lohahevitra vaovao manao hoe « Mampahery ny Fanahy Masina« , hanatanterahin’ny sampana Sekoly Alahady ny fanateram-bokatra. Ny mpitandrina Andriamifidy Miora no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Romana 8:9-13  » 9Fa ianareo tsy ao amin’ny nofo, fa ao amin’ny Fanahy, raha ny Fanahin’Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana

28/04/2024 A la une . AFFA . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady faha-40 taonan’ny AFFA

Alahady 28 aprily 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manazava ny Mpino ny Tompo », nankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona ny Asa Fitoriana Filazantsara ho an’ny Ankizy sy Zatovo (AFFA). Tamin’ny alàlan’ny Fetin’ny Fahazavana no nitondran’ny AFFA ny tenin’Andriamanitra

21/04/2024 A la une . Diakona sy Loholona . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Jesoa Kristy no Ilay mazava

Alahady 21 aprily 2024, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Manazava ny Mpino ny Tompo », alahady nanavaozan’ny Diakona sy Loholona ny fanoloran-tenany tamin’ny alàlan’ny fanateram-bokatra. Ny mpitandrina délégué mpanampy Raharivololona Sahondra no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Lioka 11 : 33 -36 « 33Tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao an-davaka, na ao ambanin’ny vata

14/04/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Efa nahita ny Tompo aho

Alahady 14 Aprily 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manazava ny mpino ny Tompo« , nitondran’ny mpitandrina Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 20;11-18 : 11Fa Maria nijanona nitomany teo ivelan’ny fasana; ary raha nitomany izy, dia niondrika nitsirika ny tao am-pasana 12ka nahita anjely roa nitafy lamba fotsy nipetraka teo, ny anankiray teo an-doha tamin’ilay

07/04/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Manazava ny mpino ny Tompo

Alahady 07 Aprily 2024, ibanjinana ny lohahevitra hoe « Manazava ny mpino ny Tompo » ka nitondran’ny mpitandrina Raharivololona Sahondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Eksodosy 13; 17-22  » : 17Ary rehefa nalefan’i Farao ny olona, dia tsy mba nentin’Andriamanitra tamin’ny lalana nankany amin’ny tanin’ny Filistina izy, na dia akaiky aza izany; fa hoy Andriamanitra: Andrao hanenina ny

31/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady Paska 2024

Alahady 31 martsa 2024, alahadin’ny Paska, andro lehibe ho an’ny fiangonana, faraha tsy maty ka nitsangana tamin’ny maty i Jesoa Kristy Tompo dia tsy mba nanana anjara famonjena tao @ Andriamanitra isika. Isaorana ny Tompo noho ny hafatra nentiny tamin’ny alàlanan’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain tamin’ity alahadin’ny Paska ity; dia araka ny Marka 16 : 7

24/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana

Alahady 24 martsa 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manorina ny fanekeny ny Tompo« . Ny mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy avy ao @ FJKM Ambohitantely no nitondra ny hafatr’Andriamanitra, araka ny Malakia 2; 5-6 « 5Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana; ary nomeko azy ho fahatahorana izany, ka dia natahotra Ahy sy nangovitra teo anatrehan’ny anarako izy. 6Ny

17/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fiainam-panekena miaraka @ Andriamanitra

Alahady 17 martsa 2024, nitondrana am-bavaka ny SAF FJKM noho ny ivon’ny Jobily faha-50 taona niorenany, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manorina ny fanekeny ny Tompo« . Ny mpitandrina ANDRIAMAMPIANINTSOA Gershom Daniel avy ao @ FJKM Faravohitra no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Mpitsara 1;1-5 : 1Ary Ilay Anjelin’i Jehovah niakatra avy tany Gilgala ka nankany

10/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Mahatsiaro ny fanekeny Andriamanitra

Alahady 10 martsa 2024, alahady faha-4 @ Karemy, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manorina ny fanekeny ny Tompo », nitondran’ny mpitandrina miza-draharaha Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Eksodosy 6 : 2-8 : « Ary Andriamanitra niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Izaho no Jehovah; 3ary tamin’ny anarako hoe ANDRIAMANITRA TSITOHA no nisehoako tamin’i Abrahama sy Isaka ary