FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Lisitry ny Diakona voafidy hiasa ny taom-piasana 2012-2015

Lisitry ny Diakona voafidy hiasa ny taom-piasana 2012-2015

Publié le 06 mars 2012 à 06:03

Indro atolotra anao ireo Diakona voafidy hiasa mandritra ny taom-piasana 2012-2015 eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo.
Natokana ho isaky ny Sokajy misy azy moa izy ireo, izay nomena anarana vaovao manokana nohon’ny maha-fikambanana Masina azy ireo.

Sokajy voalohany : ANTSO

Vavy :

ANDRIANARIVELO    Chantal
ANDRIANARIVELO    Ilonavalona
MARIA    Alexandrine
RAKOTOVAO    Eléonore Barivola
RAKOTOVAO    Grimaud Rachel
RALISON    Voahangy
RAMANGALAHY    Rakotoarison Norotiana Marie
RANDRIAMAMPIANINA    Voahangy
RAONISON    Andriamahaizason Hanta
RASOAMANANA    Mamy Hanitra
RATEFINJATOVO    Nivomboahangy
RATEFY    Ranivonjatovo Victorienne
RATSIMANDRAVA    Danielle Maryse
RALISON    Nambinintsoa Aiky
RANDRIAMAMPIANINA    Rahantavololona Fanja
RAVELOJAONA    Rabemanantsoa Verohanitra
ANDRIAMIALINAVALONA    Havisoa Tiana
RALAMBOMAHAY     Rakotoseheno Harinety

Lahy :

ANDRIAMAHATSANGY    Lahatra
ANDRIANARIVELO    Aivo
RABEMANANJARA     Koto
RAKOTOVAO    Elibert
RAKOTOVAO    Hubert
RALISON    Manoasoa Be
RAMANGALAHY    Rolland Jonhy
RANDRIA    Patrick Richard Haja
RANDRIAMAMPIANINA    Naivoarisoa
RAONISON    Mamy Jaona
RASOAMANANA    Hary Lanto
RAVELOJAONA    Fenoniriana
RAVELOJAONA    Andry Nirina
RASOLOARIJAONA    Tantely Mahefa

Sokajy faharoa : MINO

Vavy:

DISAINE    Lala
RAKOTOALIMANANA    Haingo
RAKOTOANOSY    Evelyne
RAKOTOMALALA      Randrianaly Hasina Nirina
RALAMBOMAHAY    Rahaingoharivelo Irène Bakoliarisoa
RANDRIAMAHAZOMANANA    Josiane
RANDRIAMANDRATO    Harinivo
RASENDRANIRINA    Florine
RASOLOFOMALALA     Clara Christiane
RATEFIARIMANANA     Harisoa Urim
RAZAFIMBELO    Ralinohatra Voahangy Jeanie Claire
RAZAFIMBELO    Nivosoa
ROBIJAONA     Voahirana Norolantosoa

Lahy:

ANDRIANOELINA    Hiaro-Zo Manoa
ANDRIARIMALALA    Hery
DISAINE    Solofo Harivelo
RAKOTOALIMANANA    Lanto
RAKOTOANOSY    Falimanantsoa Rabe
RAKOTOMALALA     Roland Narivony
RANDRIAMAHAZOMANANA    Jacquis
RANDRIAMANDRATO    Henri
RASOAMANANA    Berthin Albert
RASOLOFOMALALA    Maminiaina
RAZAFIMBELO    Andrianangafy Florent
RAZAFINTSIALONINA    Andry Mahefa
ROBIJAONA     Yves-Hery
RALAMBOMAHAY    Gersoma Zakamiadana
RAVELOMANANTSOA     Andrianaivo Fidiherilala

Sokajy Fahatelo : MAHATOKY

Vavy:

ANDRIANANTOANDRO    Miary Soa
RABE    Voahangy
RAKOTOANOSY    Hanta
RAMANANTSOA    Harinanahary Ny Avoko
RAMBININTSOA    Andrianolijao Holisoa
RASOAMANANA    Odette Vololona
RAVELOARISON     Rakotobe Yolande
RAVELOSON    Bakoly Norosoa
RAVELOSON    Noro
RAZAFIMBELO     Razafindrakoto Harilalaina Rolande
RAZAKABOAY    Helga
RAZAKAMBOLOLONA    Ranaivonjoany Zarasoa
RAFARANOME    Mavo
RAMAMONJISOA    Maminiaina  Tiananahary
RAZAKABOAY    Andrianarivoson Fanja

Lahy :

RAKOTOANOSY    Toussaint Hardy Raberanto
RAKOTOARIZAFY    Andriamanana
RALAMBOTIANA    Lova Primor
RAMANANTSOA    Harifera
RAMBININTSOA    Roger
RATOVOSON    Harijean
RAVELOSON    Niriantsoa
RAZAKABOAY    Solofo
RAZAKAMBOLOLONA    Rufin
ANDRIAMANANA    Hery Lambosoa
ANDRIAMANANTSILAVO    Zinaha Mampionona Solon’ny Aina
ANDRIATSIHOARANA    Séraphin
RAVELOSON    Hery Nandrianina
RAZAFIMBELO    Rija Tiana
RAZAFINDRAIBE    Paulin

Sokajy Fahaefatra : MAHARITRA

Vavy :

ANDRIANIZAHANA     Rabetrano Fanja Nirina
RABEARIVONY    Bako Lalaina
RABETRANO    Rabodonarivo Jeannine
RABETSITONTA    Ranarijaona Noromanalina
RAKOTONDRABE    Ny Hanitra Fenosoa
RALIBERA    Bakolinarivo Josiane
RAMANITRA     Randrianarisoa Voahangy
RAMIARISON     Louisette Raharimina
RANAIVO    Adeline Florence
RANAIVO    Irène
RANARIJAONA    Régine
RATSIFASOAMANANA    Ranivombahoaka Harintsoa Perle
RAKOTOVAO     Razanamanga Perline
RAZAFIMAHERY    Faneva

Lahy :

ANDRIANIZAHANA    Simon
ANDRIATSARASOA    Tiana Daniel
RABEARIVONY    Maurice Roland
RABEHARISON    Jasmin
RABETRANO     Randrianabo
RABETSITONTA    Rahaingosoa Andrianambinina
RAJAONERA    Yves
RAKOTONDRABE    Zo Riananala
RALIBERA    Henri Andriamalala
RAMANITRA     Manantsoa Jocelyn Girard
RAMIARISON    Andrianirina Pierrot
RANAIVO    Blaise Charles
RANARIJAONA    Tsifasoa
RANDRIAMANGAMALALA    Odin Jaofiraisana
RAZAFIMAHERY    Luc
RAHARIVONIMBELO    Rova Andrianina


Lire aussi

27/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Inty aho, iraho aho

« Masina, Masina! Masina Jehovah Tompon’ny maro, heniky ny Voninahiny ny tany rehetra » Alahady 25 Jolay 2021, alahady faha-8 manaraka ny Trinite hamaranana ny lohahevitra hoe « Miorena amin’ny antson’ny Tompo ». Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Isaia 6 : 8 « Inty aho, iraho aho » Andeha hiombona amin’ny fotoam-pivavahana :

24/07/2021 Fanompoam-pivavahana

Fanokanana Masera MAMRE FJKM Ambavahadimitafo 24 jolay 2021

Notokanana ho Masera MAMRE F.J.K.M. i : – RAFARAMALALA Christine – RAZAZAROHAVANA Pierrette – RAMILISOA Dina Raymonde Elisa – RANDRIANJANAHARY Minah Felaniony Teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny asabotsy 24 jolay 2021 Araho ny fotoana tamin’izany :

20/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ho tompon-daka any amin’ny Fanjakan’Andriamanitra

Alahady 18 Jolay 2021, hiombonana @ sampana Fivondronana Laika manerana ny FJKM, hibanjinana amin’ity volana ity ny lohahevitra hoe « Miorena @ antson’ny Tompo« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Filipiana 3:12-16 : « 12Tsy toy ny efa nahazo sahady aho, na efa tanteraka sahady; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan’i Kristy

11/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahadin’ny STK – 11 jolay 2021

Alahady 11 Jolay 2021, alahadin’ny STK, nitondran’i Pasteur Misaina ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Jaona 10;1-10. Handeha hiombona amin’izany fanompoam-pivavahana izany :

05/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady fetim-bokatra 04 Jolay 2021

Tanteraka soa aman-tsara teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny Fetim-bokatra 2021 niarahana tamin’ny Fiangonana manontolo sy ireo zanaka am-pielezana; fotoana lehibe eo amin’ny fiainan’ny fiangonana. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Genesisy 12 ;1-9 :  » dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ary

28/06/2021 Antso sy filazana

Fandaminana volana Jolay 2021

Toy izao no fandaminana avy amin’ny Biraon’ny fitandremana ho amin’ny fanompoam-pivavahana manomboka ny volana Jolay 2021 * Fidirana in-1 ihany : amin’ny 9ora * Misy ny fivorian’ny Mpihevi-draharaha – Fivorian’ny Mpandray – Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo * Miverina manatanteraka ny fivoriana sy ny asany ny Sampana – Fikambanana – Asa Ho an’Andriamanitra ny Voninahitra

27/06/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fampianarana Alahady 27 jona 2021

Alahady 27 Jona 2021, alahady farany hibanjinana ny lohahevitra hoe « Anorenana ny maha-kristiana ny finoana », hitondrana am-bavaka ny firenena. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny fampianarana avy amin’ny tenin’Andriamanitra anio : Ilay finona avy amin’Andriamanitra (Matio 16;13-19) Fibebahana sy fanetre-tena (II Mpanjaka 22; 11-20) Manome Voninahitra an’Andriamanitra (I Korintiana 1; 4-9) Andeha hiombona amin’izany

22/06/2021 A la une . Antso sy filazana

Fanasàna fetim-bokatra 2021

FANASANA FETIM-BOKATRA ALAHADY 04 JOLAY 2021 « Dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao ; ary ho fitahiana tokoa ianao » Gen.12,2 Manasa anao sy ny ankohonanao ary ny fianakaviana manontolo hiaraka hiombom-bavaka amin’ny 9ora maraina ny  alahady 04 jolay 2021 :  Hisy ny fiarahana mandray ny Fanasan’ny Tompo  Hisy ihany koa ny

22/06/2021 Antso sy filazana

Fandaminana Alahady 27 Jona 2021

Mampatsiahy antsika ny Biraon’ny fitandremana fa hihisy fidirana in-droa ny fanompoam-pivavahana amin’ny Alahady 27 Jona 2021 : 8 ora maraina 10 ora maraina Marihina fa tsy misy akory ny fisoràtana anarana. Entanina hatrany isika hitandro ny fepetra ara-pahasalamana manoloana ny Covid-19. Tahian’ny Tompo

20/06/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Anaka, atolory ahy ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny làlako

Alahady 20 jona 2021, alahady fetin’ny Ray sy hitondrana am-bavaka ny sampana Vokovoko manga. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Ohabolana 23;26 : « Anaka, atolory ahy ny fonao,Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny làlako« . Andeha hiombona amin’ny fanompoam-pivavahana teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo : « 26Anaka, atolory ahy ny fonao,Ary