FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

RAKOTONIERA Christian Eric : Tantaram-piainana

RAKOTONIERA Christian Eric : Tantaram-piainana

Publié le 15 novembre 2013 à 07:11

Teraka ny 05 Septambra 1968 tao Amboavahy Antehiroka Ambohimanarina, Zanak’i Rakotoniera (efa nodimandry) sy Razafindrazanaka Noeline. 6 mianadahy no niara-notezaina ka izaho no farany.

———————————————-

  • Nianatra tao amin’ny Sekoly Fivoarana Kristianina Ambohidroa Antehiroka, EPP Ambodinisotry, CEG 67 ha, Lycée Jules Ferry Faravohitra Antananarivo
  • Ny taona 1986: Nahazo ny Baccalaureat Série A1.
  • Ny taona 1988: Nianatra tao amin’ny Onivesiten’Antananarivo : UER Etudes Germaniques – Licence es Lettres.
  • Ny taona 1992: Nianatra tao amin’ny TPM Ambatonakanga: Licence, Maitrise en Théologie, Mémoire : « Ny tantaran’ny Fiangonana Protestanta Miray eto Madagasikara ».
  • Volana Septambra 1996:Nivoaka ho Mpitandrina.
  • SP Anosibe Afovoany : Morarano Fahamarinana, Ambatomalaza, Amberokely, Faritra Ambatomanga : Ampanataovana, Antanetilava, Ambohimarina, Faritra Avaratrandohalo: Imerinkasinina Fanasina; Faliary Finoana, Ambavahadimitafo.
  • 1996-1998: Nampianatra tao amin’ny Lycée FJKM Mitsinjofara Ambohimiadana Andramasina : Histo-Geo sy Filozofia.
  • Ny taona 2000 : nanohy fianarana tao amin’ny Oniversiten’i Bielefeld : Linguistique (Deutsch als Fremdsprache) sy Teolojia (Fakiolten’ny Teolojia Bethel)
  • Ny taona 2002: afaka tamin’ny fanadinana hidirana tao amin’ny Oniversiten’i Heidelberg.
  • Ny taona 2007: namita ny fianarana tao amin’ny Oniversiten’i Heidelberg « Teolojia sistematika : Ny fifohazana teto Madagasikara »: Doctorat en Théologie (Mpitarika Prof Dr Dr Michael WELKER, Prof Dr Gerd THEISSEN).
  • 2007-2009: Prof d’Allemand teto Antananarivo
  • Ny taona 2008-2013 : Mpampianatra Toeram-Panomanana Mpitandrina Ambatonakanga sady mitondra Fiangonana.

————————————————————

  • Paska 1970 : Batisa FJKM Ambohidroa Antehiroka
  • Sekoly Alahady sy Katekomena: FJKM Isotry Fitiavana
  • Pentekosta 31 Mey 1982 : Mpandray ny Fanasan’ny Tompo FJKM Isotry Fitiavana, Sampana Kristianina Tanora Zandriny.
  • 1989: FJKM Ambanilalana Finoana: Sekoly Alahady; Safif, STK
  • 1991: Nanoina ny Antson’ny Tompo hanao ny asany : Isaia 60:1, 2 ; Rom 8.
  • 1993 : Fanokanana Mpiandry Toby FLM Ambohibao Antehiroka
  • Ny 09 Septambra 2000: Fanamasinana Fanambadiana tamin’i Raharimanana Emeline tao Manjakandriana Ziona.
  • Jona 2002: teraka ny zaza voalohany Sara Mihamintsoa Rakotoniera tao Heidelberg.
  • Aogositra 2004: teraka ny zaza faharoa Lukas Manantsoa Rakotoniera teto Antananarivo.
  • 10 Septambra 2011: Fanokanana Mpitandrina teto FJKM Ambavahadimitafo

Lire aussi

19/05/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady Pentekosta 2024

Alahady Pentekosta , 19 mey 2024, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe Mampahery ny Fanahy Masina, nitondran’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 3 : 5  » Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’Andriamanitra izy. « 

05/05/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . STA . Toriteny

Mampahery ny Fanahy Masina

Alahady 05 Mey 2024, andinihina lohahevitra vaovao manao hoe « Mampahery ny Fanahy Masina« , hanatanterahin’ny sampana Sekoly Alahady ny fanateram-bokatra. Ny mpitandrina Andriamifidy Miora no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Romana 8:9-13  » 9Fa ianareo tsy ao amin’ny nofo, fa ao amin’ny Fanahy, raha ny Fanahin’Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana

28/04/2024 A la une . AFFA . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady faha-40 taonan’ny AFFA

Alahady 28 aprily 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manazava ny Mpino ny Tompo », nankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona ny Asa Fitoriana Filazantsara ho an’ny Ankizy sy Zatovo (AFFA). Tamin’ny alàlan’ny Fetin’ny Fahazavana no nitondran’ny AFFA ny tenin’Andriamanitra

21/04/2024 A la une . Diakona sy Loholona . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Jesoa Kristy no Ilay mazava

Alahady 21 aprily 2024, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Manazava ny Mpino ny Tompo », alahady nanavaozan’ny Diakona sy Loholona ny fanoloran-tenany tamin’ny alàlan’ny fanateram-bokatra. Ny mpitandrina délégué mpanampy Raharivololona Sahondra no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Lioka 11 : 33 -36 « 33Tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao an-davaka, na ao ambanin’ny vata

14/04/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Efa nahita ny Tompo aho

Alahady 14 Aprily 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manazava ny mpino ny Tompo« , nitondran’ny mpitandrina Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 20;11-18 : 11Fa Maria nijanona nitomany teo ivelan’ny fasana; ary raha nitomany izy, dia niondrika nitsirika ny tao am-pasana 12ka nahita anjely roa nitafy lamba fotsy nipetraka teo, ny anankiray teo an-doha tamin’ilay

07/04/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Manazava ny mpino ny Tompo

Alahady 07 Aprily 2024, ibanjinana ny lohahevitra hoe « Manazava ny mpino ny Tompo » ka nitondran’ny mpitandrina Raharivololona Sahondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Eksodosy 13; 17-22  » : 17Ary rehefa nalefan’i Farao ny olona, dia tsy mba nentin’Andriamanitra tamin’ny lalana nankany amin’ny tanin’ny Filistina izy, na dia akaiky aza izany; fa hoy Andriamanitra: Andrao hanenina ny

31/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady Paska 2024

Alahady 31 martsa 2024, alahadin’ny Paska, andro lehibe ho an’ny fiangonana, faraha tsy maty ka nitsangana tamin’ny maty i Jesoa Kristy Tompo dia tsy mba nanana anjara famonjena tao @ Andriamanitra isika. Isaorana ny Tompo noho ny hafatra nentiny tamin’ny alàlanan’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain tamin’ity alahadin’ny Paska ity; dia araka ny Marka 16 : 7

24/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana

Alahady 24 martsa 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manorina ny fanekeny ny Tompo« . Ny mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy avy ao @ FJKM Ambohitantely no nitondra ny hafatr’Andriamanitra, araka ny Malakia 2; 5-6 « 5Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana; ary nomeko azy ho fahatahorana izany, ka dia natahotra Ahy sy nangovitra teo anatrehan’ny anarako izy. 6Ny

17/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fiainam-panekena miaraka @ Andriamanitra

Alahady 17 martsa 2024, nitondrana am-bavaka ny SAF FJKM noho ny ivon’ny Jobily faha-50 taona niorenany, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manorina ny fanekeny ny Tompo« . Ny mpitandrina ANDRIAMAMPIANINTSOA Gershom Daniel avy ao @ FJKM Faravohitra no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Mpitsara 1;1-5 : 1Ary Ilay Anjelin’i Jehovah niakatra avy tany Gilgala ka nankany

10/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Mahatsiaro ny fanekeny Andriamanitra

Alahady 10 martsa 2024, alahady faha-4 @ Karemy, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manorina ny fanekeny ny Tompo », nitondran’ny mpitandrina miza-draharaha Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Eksodosy 6 : 2-8 : « Ary Andriamanitra niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Izaho no Jehovah; 3ary tamin’ny anarako hoe ANDRIAMANITRA TSITOHA no nisehoako tamin’i Abrahama sy Isaka ary