Nodimandry Hajamanana Razakamanantsoa Lalao Norovelo
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana fa ny hava-malalanay Hajamanana Razakamanantsoa Lalao Norovelo dia nodimandry ny Zoma 17 Avril 2009.
Ny zanaky ny fiangonana mampandre antsika dia ny terak’Itompokolahy Randrianajaina Alfred.
Ny nofony dia hiala ao Antanjombe ambony Alatsinainy 20 Avril 2009 amin’ny 1 ora tolakandro, hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Anosivavaka alohan’ny ametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Belanitra Ilafy.
Ny famangian’ny fiangonana dia atao ny Alahady 27 Avril 2009 eto am-piangonana ihany