FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

STK

Alahadin’ny STK – Ny nanirahana ny mpisafo-tany roa lahy

Publié le 10 juillet 2022 à 09:07

Alahady 10 jolay 2022, nitondrana am-bavaka ny Sampana Tanora Kristiana manerana ny FJKM. « Iorenana amin’ny finoana ny fanompoana », izany no lohahevitra dinihintsika mandritra ny volana Jolay. Ny Mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Josoa 2 : 1-16 « 1ARY Josoa, zanak’i Nona, dia naniraka mpisafo roa lahy mangingina avy tany Sitima ka

» Tohiny...

STK

Programan’ny STK ny 27 Febroary 2010

Publié le 26 février 2010 à 01:02

Tontosa tsara ny fivoriam-ben’ny Sampana Tanora Kristiana (STK) voalohany tamin’ity taona 2010 ity ka maneho etoana ny fisaorana ho an’izay nanatrika izany. Mbola mitohy kosa ny fanomanan-tena amin’ny baolina kitra ka ny fotoana manaraka dia amin’ny asabotsy 27 Febroary 2010 amin’ny 9h30 eny Ankatso eo amin’ny terrain ambany Ny fisitahana masina izay tanterahan’ny STK dia

» Tohiny...

STK

Lalao ara-panatanjahan-tena STK

Publié le 19 février 2010 à 01:02

Tontosa soamantsara ny lalao ara-panatanjahan-tena izay nokarakarainy ny asabotsy 13 febroary 2010 teny amin’ny kianjan’Ankatso, koa isaorana feno ireo tonga rehetra namaly ny antso. Mbola hitohy ny asabotsy 20 febroary 2010 ny entrainement an’ny tanora amin’ny basket sy foot izay karakarain’ny tanora STK Foibe ka ny fotoana dia amin’ny 9h eny Ankatso ihany. Faly manasa

» Tohiny...

STK

Comment trouver les informations?

Publié le 27 janvier 2010 à 01:01

Ny fihaonan’ny Sampana Tanora Kristiana (STK) manaraka dia atao ny Sabotsy ho avy izao amin’ny 14h30 ao amin’ny Akany Ralibera Daniel. Hisy famelabelaran-kevitra momba ny asa fanaovan-gazety amin’io fotoana io mitondra ny lohahevitra hoe : « Comment trouver les informations?« 

» Tohiny...

STK

STK manomana krismasy 2009

Publié le 12 novembre 2009 à 01:11

Ny fihaonana manaraka dia ny asabotsy 14 Novambra 2009  ho avy izao amin’ny 3 ora ao amin’ny Akany Ralibera , hisy fianaran-kira sy dihy atao amin’izany , ho fikarakarana ny fety izay atao amin’ny krismasy .

» Tohiny...

STK

Fianaran-kira sy fandalinam-pinoana

Publié le 16 octobre 2009 à 01:10

Ny Sampana Tanora Kristiana dia hanantanteraka fivoriana ny asabotsy 17 Oktobra 2009 amin’ny 14h ao Antsahabe ao an-tokantranon’i Jaona. Ny fotoanan’ny sampana dia eo anoloan’ny Supermarket Antsahabe. Ny ho atao amin’izany fivoriana izany dia fianaran-kira sy fandalinam-pinoana miaraka amin’ny pasitera Rija.

» Tohiny...