FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Fampianarana

Ny fitiavana ny olona

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Ny fitiavana namana no fitiavana ny tena indrindra

» Tohiny...

Inona no atao mba ho fiaraha-monina mahafinaritra ny ao an-tokantrano ao?…

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Karazana tokantrano inona re no misy anao ? Matetika dia ny fifampiresahana (dialogue) no miantoka ny fahombiazan’ny fiainan-tokantrano

» Tohiny...

Ny pask'i Jesoa

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Ny tantaran’ny Paska; nalaina avy amin’ny PASKA Kahie N°1 nosoratan-dRamatoa RANAIVOSON Faramalala

» Tohiny...

Didy folon'ny fanabeazana

Publié le 11 novembre 2008 à 12:11

Ny zaza tenenin-dava dia ho tonga mpamalivaly; koa mahaiza miteny azy amim-pitiavana sy amim-pahendrena fa aza treronina latsalatsaina

» Tohiny...

Ny vavaka rivotra iainana

Publié le 10 novembre 2008 à 12:11

Mivavaha ka aza mitsahatra(1 Tes.5,17);
Tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva ka tsy reraka (Lio.18,1)

» Tohiny...

Croire en Jésus Christ…

Publié le 07 novembre 2008 à 12:11

"Croire en Jésus-Christ, c’est consentir à la naissance en nous d’une vie dérivée de la sienne…"

» Tohiny...