FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Tatitra Asa sosialy febroary 2010

Tatitra Asa sosialy febroary 2010

Publié le 22 février 2010 à 01:02

Toy izao indray ny tatitra avy amin’ny Asa sosialy mikasika ny vola tamin’ny volana febroary 2010

Fiangonana’ i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Eglise de Jésus Christ à Madagascar

Fitandremana Ambavahadimitafo

Paroisse d’Ambavahadimitafo

Asa sosialy :

misokatra ho amin’ny fihainoana ny hafa tra-pahasahiranana

ho amin’ny fifampidinihana aminy

ary ho amin’ny fanohanana sy fanolorana azy tantsoroka

Action sociale :

§  ouverture à l’écoute de l’autre en difficulté,

§  à la pratique du dialogue

§  et de l’accompagnement

I Ny entimanana Les ressources

Taona 2010 Fanamarihana
Fanomezana avy @Fiangonana -Allocations de la Paroisse Ar 330.000 Voasoratra ao amin’ny tetibolan’ny Fiangonana – Inscrit au budget de la Paroisse
Fanomezana avy @ Olona tsirairay Contributions particulières Ar 10.000 Raki-pisaorana – Fanomezana avy eto an-toerana sy avy any ivelany – Actions de grâce et Dons sur place et de l’extérieur
Vonjy nindramam-bola Secours remboursable Namidy fanafody – Pour achat de médicaments
Tambatra Total

II – Endriky ny Lahasa sy ny fandaniana 2010Nature des dépenses occasionnées par les activités 2009

Taona 2010 Fanamarihana
Nividianana sakafo isam-bolana ho any fianakaviana vitsivitsy sahirana Achat mensuel de nourriture pour  quelques familles nécessiteuses (Janoary/Febroary) Ar 260.000 Ariary no sandam-bola ampiasaina

Chiffres libellés en Ariary

Fitsaboana (fanafody, sakafo, solomaso)

Frais médicaux  (médicaments, nourriture, lunettes)

Ar 28.000

Saram-pianarana (kojakoja, ekolazy) Frais de scolarité (fournitures, écolage) Ar 20.000
Fanampiana noho ny fahafatesana Frais occasionnés par un décès Ar 20.000
Fikarakarana zokiolona tsy manam-piahy Assistance à des personnes âgées sans soutien Ar
Fanampiana mpitandrina misotro ronono sy mpianatra mpitandrina/ ny fianakaviany

Secours pour pasteurs retraités et étudiants  de la Faculté de théologie/ famille

Ar 140.000
Fangatahana fanampiana avy @ fiangonana fjkm sahirana Secours sur demande de paroisse en difficulté
Fanampiana ireo sahirana @ hofan-trano Secours pour loyers impayés
Fanarenana trano simba noho ny rivo-doza Réhabilitation  suite dégâts cycloniques Ar
Fanampiana tsy an’asa (varotra kely , hody lavitra)  Soutien pour création d’emploi( petits commerces ou frais de transport) Ar 80.000
Fanampiana  katekomena sahirana Allocations pour cathécuménes en difficultés Ar
Samihafa /  Fanampiana vola Divers / secours en espèces Ar 29.000
Fikarakarana Zaza kamboty (cantine, fitaovana…) Accueil d’enfants orphelins (cantine, fournitures…) Ar
Fanampiana ho an’ny Voafonja Ar
Famerenam-bola Ar
TambatraTotal Ar

Antananarivo, faha 7 Febroary 2010


Lire aussi

19/05/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady Pentekosta 2024

Alahady Pentekosta , 19 mey 2024, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe Mampahery ny Fanahy Masina, nitondran’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 3 : 5  » Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’Andriamanitra izy. « 

05/05/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . STA . Toriteny

Mampahery ny Fanahy Masina

Alahady 05 Mey 2024, andinihina lohahevitra vaovao manao hoe « Mampahery ny Fanahy Masina« , hanatanterahin’ny sampana Sekoly Alahady ny fanateram-bokatra. Ny mpitandrina Andriamifidy Miora no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Romana 8:9-13  » 9Fa ianareo tsy ao amin’ny nofo, fa ao amin’ny Fanahy, raha ny Fanahin’Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana

28/04/2024 A la une . AFFA . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady faha-40 taonan’ny AFFA

Alahady 28 aprily 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manazava ny Mpino ny Tompo », nankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-40 taona ny Asa Fitoriana Filazantsara ho an’ny Ankizy sy Zatovo (AFFA). Tamin’ny alàlan’ny Fetin’ny Fahazavana no nitondran’ny AFFA ny tenin’Andriamanitra

21/04/2024 A la une . Diakona sy Loholona . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Jesoa Kristy no Ilay mazava

Alahady 21 aprily 2024, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Manazava ny Mpino ny Tompo », alahady nanavaozan’ny Diakona sy Loholona ny fanoloran-tenany tamin’ny alàlan’ny fanateram-bokatra. Ny mpitandrina délégué mpanampy Raharivololona Sahondra no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Lioka 11 : 33 -36 « 33Tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao an-davaka, na ao ambanin’ny vata

14/04/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Efa nahita ny Tompo aho

Alahady 14 Aprily 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manazava ny mpino ny Tompo« , nitondran’ny mpitandrina Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Jaona 20;11-18 : 11Fa Maria nijanona nitomany teo ivelan’ny fasana; ary raha nitomany izy, dia niondrika nitsirika ny tao am-pasana 12ka nahita anjely roa nitafy lamba fotsy nipetraka teo, ny anankiray teo an-doha tamin’ilay

07/04/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Manazava ny mpino ny Tompo

Alahady 07 Aprily 2024, ibanjinana ny lohahevitra hoe « Manazava ny mpino ny Tompo » ka nitondran’ny mpitandrina Raharivololona Sahondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Eksodosy 13; 17-22  » : 17Ary rehefa nalefan’i Farao ny olona, dia tsy mba nentin’Andriamanitra tamin’ny lalana nankany amin’ny tanin’ny Filistina izy, na dia akaiky aza izany; fa hoy Andriamanitra: Andrao hanenina ny

31/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady Paska 2024

Alahady 31 martsa 2024, alahadin’ny Paska, andro lehibe ho an’ny fiangonana, faraha tsy maty ka nitsangana tamin’ny maty i Jesoa Kristy Tompo dia tsy mba nanana anjara famonjena tao @ Andriamanitra isika. Isaorana ny Tompo noho ny hafatra nentiny tamin’ny alàlanan’ny mpitandrina RANDRIANARISOA Alain tamin’ity alahadin’ny Paska ity; dia araka ny Marka 16 : 7

24/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana

Alahady 24 martsa 2024, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manorina ny fanekeny ny Tompo« . Ny mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy avy ao @ FJKM Ambohitantely no nitondra ny hafatr’Andriamanitra, araka ny Malakia 2; 5-6 « 5Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana; ary nomeko azy ho fahatahorana izany, ka dia natahotra Ahy sy nangovitra teo anatrehan’ny anarako izy. 6Ny

17/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fiainam-panekena miaraka @ Andriamanitra

Alahady 17 martsa 2024, nitondrana am-bavaka ny SAF FJKM noho ny ivon’ny Jobily faha-50 taona niorenany, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manorina ny fanekeny ny Tompo« . Ny mpitandrina ANDRIAMAMPIANINTSOA Gershom Daniel avy ao @ FJKM Faravohitra no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Mpitsara 1;1-5 : 1Ary Ilay Anjelin’i Jehovah niakatra avy tany Gilgala ka nankany

10/03/2024 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Mahatsiaro ny fanekeny Andriamanitra

Alahady 10 martsa 2024, alahady faha-4 @ Karemy, mbola andinihina ny lohahevitra hoe « Manorina ny fanekeny ny Tompo », nitondran’ny mpitandrina miza-draharaha Andriamifidy Miora ny hafatr’Andriamanitra araka ny Eksodosy 6 : 2-8 : « Ary Andriamanitra niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Izaho no Jehovah; 3ary tamin’ny anarako hoe ANDRIAMANITRA TSITOHA no nisehoako tamin’i Abrahama sy Isaka ary