FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Ny olona manantena ny fiarovan’Andriamanitra dia olona sahy manambara Azy sy kristianina miantehatra Aminy

Ny olona manantena ny fiarovan’Andriamanitra dia olona sahy manambara Azy sy kristianina miantehatra Aminy

Publié le 16 septembre 2013 à 09:09

Alahady faha telo amin’ny volana septambra 2013, anatin’ny lohahevitra hoe « Manantena fiarovana ny mino« .
Ny mpitandrina miza-draharaha vaovao, ramatoa Andrianavalona Sitraka no nitondra ny hafatr’Andriamanitra, izay nalaina avy ao amin’ny Lioka 12 : 8-12 :

8Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ny olona, dia heken’ny Zanak’olona kosa izy eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra; 9Fa izay mandà Ahy eo anatrehan’ny olona, dia holavina kosa izy eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra. 10Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak’olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina dia tsy mba hahazo famelan-keloka. 11Ary raha mitondra anareo ho ao amin’ny synagoga sy ny mpanapaka ary ny manam-pahefana izy, dia aza manahy izay havalinareo, na izay holazainareo; 12fa ny Fanahy Masina no hampianatra anareo amin’izany ora izany izay mety holazainareo.


Lire aussi

20/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ho tompon-daka any amin’ny Fanjakan’Andriamanitra

Alahady 18 Jolay 2021, hiombonana @ sampana Fivondronana Laika manerana ny FJKM, hibanjinana amin’ity volana ity ny lohahevitra hoe « Miorena @ antson’ny Tompo« . Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Filipiana 3:12-16 : « 12Tsy toy ny efa nahazo sahady aho, na efa tanteraka sahady; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan’i Kristy

11/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahadin’ny STK – 11 jolay 2021

Alahady 11 Jolay 2021, alahadin’ny STK, nitondran’i Pasteur Misaina ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Jaona 10;1-10. Handeha hiombona amin’izany fanompoam-pivavahana izany :

05/07/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady fetim-bokatra 04 Jolay 2021

Tanteraka soa aman-tsara teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny Fetim-bokatra 2021 niarahana tamin’ny Fiangonana manontolo sy ireo zanaka am-pielezana; fotoana lehibe eo amin’ny fiainan’ny fiangonana. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Genesisy 12 ;1-9 :  » dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ary

28/06/2021 Antso sy filazana

Fandaminana volana Jolay 2021

Toy izao no fandaminana avy amin’ny Biraon’ny fitandremana ho amin’ny fanompoam-pivavahana manomboka ny volana Jolay 2021 * Fidirana in-1 ihany : amin’ny 9ora * Misy ny fivorian’ny Mpihevi-draharaha – Fivorian’ny Mpandray – Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo * Miverina manatanteraka ny fivoriana sy ny asany ny Sampana – Fikambanana – Asa Ho an’Andriamanitra ny Voninahitra

27/06/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Fampianarana Alahady 27 jona 2021

Alahady 27 Jona 2021, alahady farany hibanjinana ny lohahevitra hoe « Anorenana ny maha-kristiana ny finoana », hitondrana am-bavaka ny firenena. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny fampianarana avy amin’ny tenin’Andriamanitra anio : Ilay finona avy amin’Andriamanitra (Matio 16;13-19) Fibebahana sy fanetre-tena (II Mpanjaka 22; 11-20) Manome Voninahitra an’Andriamanitra (I Korintiana 1; 4-9) Andeha hiombona amin’izany

22/06/2021 A la une . Antso sy filazana

Fanasàna fetim-bokatra 2021

FANASANA FETIM-BOKATRA ALAHADY 04 JOLAY 2021 « Dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao ; ary ho fitahiana tokoa ianao » Gen.12,2 Manasa anao sy ny ankohonanao ary ny fianakaviana manontolo hiaraka hiombom-bavaka amin’ny 9ora maraina ny  alahady 04 jolay 2021 :  Hisy ny fiarahana mandray ny Fanasan’ny Tompo  Hisy ihany koa ny

22/06/2021 Antso sy filazana

Fandaminana Alahady 27 Jona 2021

Mampatsiahy antsika ny Biraon’ny fitandremana fa hihisy fidirana in-droa ny fanompoam-pivavahana amin’ny Alahady 27 Jona 2021 : 8 ora maraina 10 ora maraina Marihina fa tsy misy akory ny fisoràtana anarana. Entanina hatrany isika hitandro ny fepetra ara-pahasalamana manoloana ny Covid-19. Tahian’ny Tompo

20/06/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Anaka, atolory ahy ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny làlako

Alahady 20 jona 2021, alahady fetin’ny Ray sy hitondrana am-bavaka ny sampana Vokovoko manga. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Ohabolana 23;26 : « Anaka, atolory ahy ny fonao,Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny làlako« . Andeha hiombona amin’ny fanompoam-pivavahana teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo : « 26Anaka, atolory ahy ny fonao,Ary

17/06/2021 A la une . Antso sy filazana

Fetim-bokatra 2021 : hafatry ny mpitandrina

Araho ny fanentanana entin’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ho an’ny alahady 04 Jolay 2021 eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, hanatenterahina ny fetim-bokatra, fotoan-dehibe hitondrana am-bavaka ny asan’Andriamanitra eto anivon’ny fiangonana ary hitondrantsika izay notahian’Andriamanitra antsika, ho enti-manana ho an’ny fiangonana.

13/06/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy, fa izaho handoa ny karamanao

Alahady 13 Jona 2021, hitondrana am-bavaka ny Sekoly FJKM. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Eksodosy 2:1-10 : « Ary nisy lehilahy anankiray avy amin’ny mpianakavin’i Levy lasa naka vady tamin’ny zanakavavin’i Levy. Dia nanan’anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary rehefa hitany fa zaza tsara izy, dia nafeniny telo volana. Ary