FJKM Ambavahadimitafo

Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Lisitry ny olona hivavaka ny alahady 28 jiona 2020

Lisitry ny olona hivavaka ny alahady 28 jiona 2020

Publié le 27 juin 2020 à 01:06

Miarahaba antsika amin’ny anaran’i Tompo.

Indro alefa amintsika indray ny anaran’ireo olona hivavaka ny alahady faha – 28 jiona 2020. Raha sendra misy olona tara vao nisoratra anarana na milaza fa nanoratra tamin’ny Facebook na Site Web kanefa tsy tafiditra tao anaty lisitra dia afaka miantso amin’ny laharana finday + ( 261 ) 34 36 311 76.

Tiana ny manamarika etoana fa tsara foana isika manana lisitra mialohan’ny hanombohan’ny fanompoam – pivavahana sao misy ny fisavana tampoka.

Dia mankasitraka ny amin’ny fiaraha – miasa ary dia mirary soa samy ho tahian’Andriamanitra.

Fidirana 7.30 ora maraina

1 Razafintsalama Simon Joseph
2 Razafintsalama Simon Joseph
3 Ramanantsoa Hary
4 Andriantsarasoa Tiana Daniel
5 Andriantsarasoa Tiana Daniel
6 Andriantsarasoa Tiana Daniel
7 Andriantsarasoa Tiana Daniel
8 Andriantsarasoa Tiana Daniel
9 Andriantsarasoa Tiana Daniel
10 Rakotoalimanana Lanto
11 Rakotoalimanana Haingo
12 Rakotoalimanana Koloina
13 Rakotoalimanana Kendrena
14 Razafintsialonina Andry Mahefa
15 Razafintsialonina Andry Mahefa
16 Razafintsialonina Andry Mahefa
17 Razafintsialonina Andry Mahefa
18 Rambinintsoa Roger
19 Rambinintsoa Holy
20 Razanatsoa Noeline
21 Razanatsoa Noeline
22 Randriamiarintsoa Sedera
23 Ramanantsoa Hary
24 Andrianjakarisoa Fanilo
25 Ranarivololontsoa Aimé
26 Rasoamanana Harisoa


Fidirana 9 ora maraina

1 Andriianoelina Zo
2 Andrianoelina Hasina
3 Ralison Lala
4 Ralison Lala
5 Noronjatovo Aimée
6 Randrianjatovo Sombiniaiko
7 Randrianjatovo Léon
8 Razafimbelo Florent
9 Ralinohatra Voahangy
10 Ramamonjisoa Tiana
11 Rajaonarivelo Anja
12 Rajaonarivelo Anja
13 Raharisoa Charline
14 Raharisoa Charline
15 Randrianatoandro Felaniaina
16 Randrianatoandro Felaniaina
17 Randrianatoandro Felaniaina
18 Randrianatoandro Felaniaina
19 Randrianatoandro Felaniaina
20 Ratsimandrava Daniel
21 Vololonirina Lalao
22 Vololonirina Lalao
23 Vololonirina Lalao
24 Vololonirina Lalao
25 Raheliarisoa Lalaina
26 Raheliarisoa Lalaina
27 Raheliarisoa Lalaina
28 Raheliarisoa Lalaina
29 Randrianatoandro Tsiry
30 Randrianatoandro Tsiry
31 Randrianatoandro Tsiry
32 Randrianatoandro Tsiry
33 Randrianatoandro Tsiry

Fidirana 10.30 ora maraina

1 Raminosoa Mbola Jaona
2 Raminosoa Isabelle
3 Andrianarivelo Chantal
4 Andriamialinavalona Tiana.
5 Andriantsoa Mamy
6 Randrembason Sitraka
7 Randrembason Sitraka
8 Randrembason Sitraka
9 Razanajoelina Isabelle
10 Razanajoelina Isabelle
11 Razanajoelina Isabelle
12 Razanajoelina Isabelle


Lire aussi

06/12/2021 A la une . Antso sy filazana

Daty tsara ho fantatra : Desambra 2021

Toy izao ny tetiandro eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ho amin’ity volana desambra 2021 ity : « Miorena tsara aza miova » 12 desambra 2021 : fizaran-doka Sekoly Alahady 19 desambra 2021 : fandraisana Katekomena 20 hatramin’ny 24 desambra 2021 : herinandro sambatra 25 desambra 2021 : krismasy 26 desambra 2021 : Alahadin ‘ny fiantsona sy famaranana ny

05/12/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Minoa ny fifaliana ao amin’ny Tompo

« Minoa ny fifaliana ao amin’ny Tompo », izany indray no lohahevitra vaovao banjinina eto amin’ny sahan’ny FJKm ho an’ny volana Desambra. Alahady 05 desambra 2021, nitondran’ny mpitandrina Randrianarisoa Alain ny hafatr »Andriamanitra avy ao amin’ny Filipiana 4 : 4a – 5b : « Mifalia mandrakariva ao amin’ny Tompo … efa mby akaiky ny Tompo »

29/11/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Sekoly Taninketsa . Toriteny

Advento 2021 : Toriteny an-kira – Sekoly Taninketsa

Tahaka ny fanaony isan’taona dia tamin’ity alahady 28 novambra 2021 ity no nanatanterahin’ny Sekoly Taninketsa ny toriteny an-kira teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo.

07/11/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana

Tafatoetra ny fon’izay miandry ny Tompo

Alahady 07 Novambra 2021 hibanjinana lohahevitra vaovao mandritra ity volana ity « Tafatoetra ny fon’izay miandry ny Tompo » Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny Matio 13:36-43 : « 36Ary rehefa nampody ny vahoaka Jesosy dia niditra tao an-trano Izy, ary ny mpianany nankao aminy ka nanao hoe: Lazao aminay ny hevitry ny fanoharana

31/10/2021 Fampianarana . Fanompoam-pivavahana

Nahoana ny kristiana no tra-pahoriana

Alahady 31 oktobra 2021, alahadin’ny Reformarsiona, hamaranana ny fandinihana ny lohahevitra hoe « Miorena ao amin’ny Tompo amin’ny fanasany ». Ny mpitandrina miza-draharaha no nitondra ny fampianarana avy amin’ny Tompo manodidina ny lohahevitra hoe : Nahoana ny kristiana no tra-pahoriana

24/10/2021 Fanompoam-pivavahana

Alahadin’ny Fifohazana FJKM 2021

Alahady 24 Oktobra 2021, nitondrana am-bavaka ny sampana Fifohazana maneranany sahan’ny FJKM. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Eksodosy 24; 11a :  » Ary tsy naninjitra ny tànany tamin’ireo lehiben’ny Zanak’Isiraely Izy « 

17/10/2021 Fanompoam-pivavahana

Alahadin’ny MAMRE FJKM 2021

Notanterahina teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fanompoam-pivavahana hitondrana ambavaka sy hanohanana ny Masera FJKM (MAMRE). Alahady 17 Oktobra 2021 mbola nibanjinana ny lohahevitra hoe « Miorena ao amin’ny Tompo amin’ny Fanasany »

14/10/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Alahady 10 oktobra 2021 : Tafika masina

Alahady 10 oktobra 2021, niarahan’ny vahoakan’Andriamanitra avy ao @ FJKM Ambavahadimitafo sy ny FJKM Isoavina Fiorenana miombom-bavaka am-po sy am-panahy teto amin’ny FJKM Isoavina Fiorenana, taorian’ny Tafika masina notanterahina teny an-toerana. Manasa anao hiombona amin’ny fotoam-pivavahana :

14/10/2021 A la une . AFF . Antso sy filazana . Vaovaom-piangonana

Hafatra avy amin’ny mpitandrina taorian’ny Tafika Masina oktobra 2021

« Misaora an ‘i Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora ny Anarany Masina . »(Salamo 103:1) 1/Isaorana ny Tompo Andriamanitra fa tontosa soamatsara ny Tafika Masina tany Isoavina Fiorenana. Mankasitraka antsika Sampana, asa, AFF, Mamre, Mpanohana rehetra, indrindra fa ny Fiangonana manontolo nanohana sy nitondra am-bavaka. « Miorena tsara aza miova ary mahefà be amin

03/10/2021 A la une . Fanompoam-pivavahana . Toriteny

Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ny Apostoly

Alahady 03 Oktobra 2021, fanateram-bokatry ny SAMPATI, handinihina ny lohahevitra eto @ sahan’ny FJKM amin’ity volana ity : « Miorena ao amin’ny Tompo amin’ny Fanasany ». Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 22 : 14 : « Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy [Jesoa] mbamin’ny Apostoly » Andeha hiombona amin’izany