Alahady 11 aprily 2021, alahadin’ny Dorkasy, nitondrana ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Efesiana 5 : 1-2 » 1Koa amin’izany dia aoka hanahaka an’Andriamanitra hianareo tahaka ny zanaka malala; 2ary mandehana amin’ny fitiavana, toy ny nitiavan’i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana amin’Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika. «
Ny hafatr’Andriamanitra amin’izao alahady paska 2021 izao dia ny avy ao amin’ny Matio 28; 1-10 : » 1ARY tamin’ny alin’ny Sabata, raha vao nazava ratsy ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia avy hizaha ny fasana Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray. 2Ary indro, nisy horohorontany mafy; fa nisy anjelin’ny Tompo nidina avy tany an-danitra, dia nankeo
« Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao Aho; Efa niantso ny anaranao Aho, Ahy ianao. » Isa.43,1 Toy izao ry havana ny fandaminana ny fanompoam-pivavahana amin’ny alahady izao : 1) Misoratra anarana ny mpivavaka rehetra : tsy misy ny fisoratana anarana @site web sy facebook fa miantso ny Birao avy hatrany 034 03 510 56 2)
Ilazana isika mpiara-mivavaka fa hihisy fidirana indroa ny fotoampivavahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo @ Alahady Paska 04 aprily 2021 noho ny fihezahantsika hatrany hitandro ny fepetra ara-pahasalamana : 7.30 ora sy 10 ora « Ary indro Jesoa nifanena taminy ka nanao hoe : Ary izy ireo nanatona, dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany. » (Matio
Alahady 28 febroary 2021, faharoa @ Karemy, mamarana ny lohahevitra hoe « Mampiorina ny mino ny tenin’Andriamanitra » eo amin’ny sahan’ny FJKM. Ny mpitandrina Randrianarisoa Alain no nitondra ny hafatr’Andriamanitra araka ny II Tantara 12 : 1-8 : « 1Ary Rehoboama, rehefa nampandry ny fanjakany sady efa nahery, dia nahafoy ny lalàn’i Jehovah izy sy ny Isiraely rehetra.2Ary