Lasa any Suisse, Lausanne, Montpellier ary Paris ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo (15 Mars – 3 Avril 2009)
Manatanteraka iraka any am-pitan-dranomasina ny mpitandrina Dr Rakotoharintsifa Andrianjatovo ny 15 Mars 2009 ka hatramin’ny 02 Avril 2009. Ao amin’ny tanànan’ny Eglise Reformé amin’ny Boulevard Arago izy no mivantana ary mijanona andro vitsivitsy ao izy alohan’ny hodiany aty Madagasikara any amin’ny faraparan’ny volana marsa any.
Toy izao no fandaharam-potoanany :
Suisse : – dinidinika fifandaminana amin’ny Doyen Université Suisse momba ny fanangànana ny Faculté de Théologie eto Madagasikara mba ho Université
Lausanne : – cours sy fihaonana amin’ireo collègue
22 Mars 2009 : – any Montpellier ny tolak’andro
27 Mars 2009 : – de 17 à 18h DEFAP
– après: 4 rue Bailly na toeran-kafa malalaka iarahana amin’ny besinimaro
28 Mars 2009 : – 10h, conférence – déjeuner avec Prof Théologie
29 Mars 2009 : – libre
30 Mars 2009 : – 10 à 16h réunion publique
31 Mars 2009 : – cours de Nouveau Testament
01 Avril 2009 : – libre
02 Avril 2009 : – 22h : fiverenana eto Madagasikara
Antso :
– mitady Retroprojecteur d’occasion (128 à 150€), > 1.000 lumens, mirehitra izany hoe misy ampoule mandeha fa lafo be io ( 700€ ny vaovao )
Raha toa ka maniry hifanerasera amin’ny zanak’am-pielezana any Frantsa ianao dia afaka mangataka ny contact eto amin’ny site web amin’ny alàlan’ny formulaire de contact