Famoahana ny Fitsiahy 2010
Ny Vaomieran’ny Serasera dia manao izao fampilazana izao amin’ny ny fiangonana, ny sampana, ny vaomiera, indrindra ireo izay manana fankalazana amin’ny taona 2010 mba handefa ny soritrasa lehibe ho amin’iny taona ho avy iny, hahafahana mamoaka ara-potoana ny fitsiahy 2010.
Ny fara-fanaterana ny fandaharan’asa dia ny Alahady 29 novambra 2009