Fa raha manao fanasana ianao, dia asao ny malahelo
Alahady 09 oktobra 2022, mbola hibanjinana ny lohahevitra hoe « Havaozy ny fanompoan’ny fiangonana » ary nanatanterahan’ny MIASAFIA ny fanateram-bokatra. Ny mpitandrina Rambinintsoa Onja no nitondra ny hafatr’Andriamanitra avy ao amin’ny Lioka 14 : 13-14 » Fa raha manao fanasana ianao, dia asao ny malahelo, ny kilemaina, ny mandringa, ny jamba; 14dia ho sambatra ianao, satria tsy mba manan-kavaly ireo; fa hovaliana kosa ianao amin’ny fitsanganan’ny marina «
Manàsa anao hiombona amin’ny fanompoam-pivavahana :